Da Vinci Code

1. zzorro ( 19/08/2004 12:56)
Salut daôlo,

Tsy aiko nareo na nisy namaky an'le roman hoe "Da Vinci Code" iny fa tena gaigy be le théories an'le ranamana !

Ny tena hitako hoe tsy ao mintsy alou de filazan'nedala hoe Marie Madeleine hono ... vadin'i Jesosy, ary nananjaka ry zareo !

Mba efa nisy nahavita namaky an'iny ve nareo ry reto ?
novalian'i xxx ny 18/04/2005 12:05
2. fijo ( 19/08/2004 19:39)
marina ary maro ny mpahay tantara no manamarina fa i marie madeleine dia niaraka tamin'i rajesosy.ary izy io aza no mpamatsy vola an'i lery.izay no tsy tantin'ny pretra jiosy ka nanaratsiany azy ary dia nolazaina fa mpivarotena izy.
tadidio fa tsy ny momba an'i jesosy rehetra akory no voalaza ao anty baiboly fa izay tsara momba azy ihany.
3. ramoul ( 20/08/2004 14:02)
marina minsy zany ry fijo.
Zah aloha mbola tsy mahafantatra an' le boky é!
fa ra mahita zah de tonga de vakiko himehezako! :lol:
4. fijo ( 24/08/2004 04:45)
mahaliana sy tsara ny boky toa ireny ka mamporisika ny hamakiana ireny aho fa ahalalana zavatra maro tokoa
5. tsimibolisatra ( 30/08/2004 21:45)
Alohan'ny hamakiana ilay boky dia mety ho azo fantarina ve ny source de documentation nanaovana ilay boky io aloha ?

Sao dia boky misy mamatsy entina hanakorontanana ny fiangonana ilay izy ohatra ?

Iza no mpanoratra ary misy version Frantsay na Anglisy ve io boky io ?
6. andrea ( 30/09/2004 14:34)
Bestaka ny lahatsoratra nivoaka tao aorian\\\'ilay boky. Misy efa boky 4 no nivoaka hi-contré ny azy : \\\" Cracking the Da Vinci Code \\\"..
Nisy lahatsoratra avy ao amin\\\'ny Nouvel Observateur ( du 9 au 15 Septembre ) milaza fa hoe tsy marina ny tantara sasany :

- Ny fisiany Prieuré de Sion ( ilay fikambanana miafina nisy mpikambana toa n\\\'i leonard de vinci , Isaac N, DagoBert II ) ...hono tsy marina , fa noforonin\\\'i Pierre Plantard (1099 - 1975) , zanaka vallet de Chambre dia nilaza fa tarank\\\'i Maria Magdalene sns ..

- Manaraka izany , tsy marina hono hoe Jesoa na Jesosy hono tsy nanambady izany ..

Na izany aza misy mapieritreritra ilay boky satria misy tantara marina :

Oatra vitsivitsy :
- Iza no afaka hilaza fa tsy nikasika vehivavy i Jesoa, tsy ny baiboly ihany ve no niteny hoe :
Nefa nalefa teto an-tany ho tonga olombelona , hanala ny ota, aiza ni misy olombelona tsy hanota ???...

- ny hoe ny fiatombohan\\\'ny Banky : Ny fiangonana Katolika no namorona ny Banky voalohany, ary ny fikambanana manana harena betsaka indrindra satria manana trano hifaina be indrindra dia i Vatican ( Le Pape quoi !!) .

- Betsaka ny vehivavy maty taloha lazaina hoe mpamosavy - Iza no namono sy mitendry ny vehivavy : ny fiangonana Katolika ...


- Fa maninona no tsy tenein\\\'ny Eglise katolika hoe misy testament hafa , avy aiza ny baiboly , ny malaza dia nila 1500 taona ny fiorenan\\\'ny Baiboly . 40 eo ho eo ny isan\\\'ny olona nanroratra ny 66 ao anatiny . Nefa , rampiana 3800 textes de l\\\'Ancien Testament milaza hoe tsy avy amin\\\'ny olona fa Andriamanitra no naoratra zay (Lévitique 19:1; Ésaïe 1:10; Ézéchiel 1:3, etc.).... Dia ahoana , aiza ny marina ho raisina ?? Olona hoatranao , hoatranahy no nanoratra ny Baiboly ... Izao olona ireo no nanomboka ny fahamaritana ny teny hoe fahedrena sy fanotana .. Izay no ampihariny Katolika ...

Ilay boky ange nolazainy mpanoratra hoe \\\' noforoniny ny ankapobeny \\\", nefa misy zavatra maro marina no tantaraina... Ho atran\\\'ny tantara \\\' policier \\\' rehetra fa satria mikasika ny eglise katolique , manomboka mampisaina , manokatra maso ....
raha izaho manokana aloha dia tsy mila olona hafa ( na relijiozy io , na fiangonana .. ) fa rehefa te hanatona an\\\'Andriamanitra aho dia ampy izay - ...Be loatra ny ra latsaka nohon\\\'ny \\\'fiangonana sy ny finoana isan-karazany ) ka ampy izay ...
7. andrea ( 30/09/2004 16:01)
tsimibolisatra > Raha hijery ny momba ilay boky :
http://www.lemonde.fr/web/article/0,1-0@2-3246,36-378472,0.html
8. fijo ( 30/09/2004 19:44)
io boky io dia vokatry ny fandinihana fa tsy hoe toriteny be akory.ka izay no mahatsara azy.mety misy sosokevitra diso ao fa na izany aza dia nanadihady aloha ny mpanoratra vao nanao azy fa tsy hoe ity vakio dia hinoy daholo izay ao anatiny.
9. booboo ( 10/12/2004 13:54)
roman ôtra ny romans rehetra kay lé izy fa novakiako. fa tsara a !
10. booboo ( 06/04/2005 13:24)
misy ilay " les sources secrètes du Da Vinci Code " iny koa efa nivoaka ho an'izay liana.
11. xxx ( 18/04/2005 12:05)
tena tsara io boky io. vao hanomboka hamaky azy mihintsy aho no nahita ity forum ity. de toute façon Jesosy dia tena nisy, mpitaiza izy sady sage tao @ tanana, en plus izy tsy blanc au yeux bleue fa somary bronze. Ny tantara ao @ baiboly ohatriny fable, nisy nanampy fa ny zavatra lazainy raha arahina tsy misy ratsy mihintsy. zay aloha eh rehefa voavakiko miverina eto aho.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3553