Lalao Olympika,hatraiza?

1. kally ( 19/08/2004 07:44)
Dia mandeha ho'a ny lalao olympika, dia tsy gaga intsony aho mijery ny hagegen'ny frantsay, anatin'ny iray andro in-3 manao fitarainana fa tsy rariny hono ny tsy fahazoany medaly volamena ka ny an'ny olona no idongiana.Ry Laura Flessel nahantona nandritry ny roa taona noho ny dopage nefa dia afaka telo volana dia novotsorana ka nahazo nandray anjara indray.T@ équitation nolazaina fa tsy rariny raha i Allemagne no mandresy dia nidongiana ny volamenan'i allemagne,(saingy tsy nety Allemagne)nony tonga indray ny kayak dia nalaina ny volamenan'i Slovaquie na dia hita izao aza fa azon-dry zareo ny fandresena.Inona intsony no maha-lalao azy rehefa izany e?
novalian'i fijo ny 02/09/2004 23:07
2. fatsoraly ( 19/08/2004 07:47)
Ny antsika Gasy medaly plastika fa tsika tsy midongy. Rehefa mivoaka any ivelany fotsiny ny mpanao tennis " SOKAJY ZOKINY" dia ampy antsika izay.
3. tsiperifery ( 19/08/2004 07:51)
Nisy mpanazatra koreana tatsimo koa tonga dia namelaka tehamaina ampahibemaso ilay kalakely judoka-ny resy t@ premie tour !!!
4. fijo ( 19/08/2004 19:18)
kally,ady daholo kosa izany ka aleo izy hanao e.
5. kally ( 20/08/2004 07:30)
Fijo,tsy lalao intsony izany fa ady araky ny teninao,izao moa dia hifampitarika any @ tribonaly zareo.Eisy aho e!
6. donemaskit ( 20/08/2004 08:39)
tsy mahatanty resy izy e, aleo ho any. Ny Gasintsika aza (izay hitako) nihintsana premier tour daholo (Lucky sy Aina) Faly ery ah nahita an-dry zareo, na resy aza tsy koi... sa aona ? :wink:
7. ludo ( 20/08/2004 09:43)
kally> marina ny anao tsy matanty resy izy no te hisehoseho mba ho lohany eran'zao tontolo
zao ra @ eriny sy fahaizany moa maninona fa ny eny antanan'olona no rombahana !
Na ny ao @ telé aza tsy miresak'izy raha tsy
frantsa iany eny e marina we adala zay tsy tia ny tenany nefa kosa tokony ataony antonony ny fitiavantena sy ny fiambohambona !
zany fitantarany ny tananany zany champs élysées zany ouf sy ny maro hafa tsy voatanisa
8. kally ( 21/08/2004 10:01)
Izay mantsy ho'a tsy mba mipitrapitra mampalahelo araky ny voalazan-dradone(ary taiza foana?) hoe ny gasy vao premier tour dia mihintsana nefa dia faly ihany ny tena na izany aza.
9. donemaskit ( 21/08/2004 10:13)
(euh.... :P )
Ny fédération any Mada mihitsy no tokony mba hihetsika kely dia mandefa olona maromaro, sitrny ahay maka trikefa internationaly ! 8)
10. fatsoraly ( 22/08/2004 06:08)
mandefa olona maromaro ahoana fa...ny mpilalao tennis "sokajy zokiny" ihany no fantany. Tsy resaka traikefa io fa zavatra hafa e!
11. fijo ( 23/08/2004 19:55)
ka nanome rariny azy izao ny tribonaly.dikan'izany tsy hoe tsy nahatanty resy izy fa ilay nisy nangalatra tao ka izay no tsy tantiny.
12. donemaskit ( 24/08/2004 21:06)
hazavao tsara hoe ra Fatsoraly ? :roll:
13. kitoza ( 26/08/2004 09:29)
za aloha mahita fa ny vokatra tsy dia mahasosotra loatra raha ny fahitako azy stt teo @ lomano tojohanitra, maraton ary berlioz satria berlioz nibattre record clarisse 45è zany efa antonony zany ary tojohanitra 2ètao @ serie nisy azy satria ireny pro any an-dafy ireny ka tsy mitovy ny aty @tsika e!
ilay resaka tennis sokajy zokiny teo kosa tsy ny federation no nadefa azy fa nahazo invitation izy satria tsara ny classement fa tsy hoe zay tian'ny federation io sady izy irery no cassé internationanl fa ny ankehitriny mbola tsy misy
14. fijo ( 26/08/2004 21:13)
ny gasy aloha nisy hitako ihany ary nahafaly raha hoarina amin'ny ahavon'ny pro aty.
15. fijo ( 30/08/2004 22:53)
resaka vola io ka manahirana be.
16. ikaretsaka ( 30/08/2004 23:15)
raha mandeha @ tokony ho izy ny vola dia mety io .. fa ny fitantanana an'io no olana kely foana matetika
17. kitjo ( 31/08/2004 16:47)
tey hitantantanao azy fa za zao ts manana, :-D ;-)
18. kitjo ( 31/08/2004 16:48)
oadray, nidokona le izy d diso tsipelina:
tety hitantanako azy....
19. fijo ( 02/09/2004 23:07)
tsy maninona ary fa eto aty fa za izao manao rezima e. :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2263