Fanavaozana izay mahagaga tokoa

1. fatsoraly ( 21/08/2004 04:25)
Ataovy mafy ny feon'ny solosaina dia http://www.hymnsite.com/fws/hymn.cgi?2140

fa fanavaozana izay mahagaga tokoa
Nomen'i Jesoa ahy re
novalian'i fijo ny 19/10/2004 21:08
2. fatsoraly ( 21/08/2004 05:46)
Tsy maneso aho sanatria fa enga anie ka hampiova ny fiainany sy ny fisainany ary ny fanahiny ny fonja.
3. hery ( 21/08/2004 05:53)
Fa iza no any am-ponja?
4. fijo ( 24/08/2004 04:43)
i samoela dia nisy zavatra nahatratrarana azy ka dia any am ponja amin'izao.efa tany koa i eric tselatra ka toa nampiova azy tany.
5. bichette ( 24/08/2004 06:18)
:?:
6. fijo ( 24/08/2004 21:16)
bichette>nga mbola tsy henondry izany? :roll:
7. xxx ( 25/08/2004 09:03)
Tsy mahay teny angilisy aho ry akama, ka dia ohatry ny tsy misy dikany amiko ilay izy ko. Aleoko lavitra aloha mihaino an'i Olombelo Ricky toa izay hiaino an'ireny hira evanjelika reny e.
8. fijo ( 25/08/2004 20:09)
na dia tsy tia XXX aza aho dia tohanako io heviny io.
9. ikaretsaka ( 11/10/2004 18:51)
mivavaka @ ricky zany e.. izy aby zany.. hajaiko @ tian\'ialahy ialahy
10. chipie1 ( 11/10/2004 19:35)
fijo> iza njay no nilaza fa nigadra i eric ny tselatra , mamorona be tsss.
11. fijo ( 11/10/2004 21:16)
chipie>efa nivoaka izy ka.tena nisy io.
12. kitjo ( 12/10/2004 12:09)
Samoela nisoloky vola hono nampigadra azy.
i Eric efa nivoaka fa tena nigadra izy k, zay nahatonga an le hira ho e\" rahoviana...\" iny
13. fijo ( 12/10/2004 21:12)
lazain\'i kala fa mpandainga indray mantsy i fijo.ndry an.
14. ikaretsaka ( 15/10/2004 04:03)
sady ra fijo raha ilay hira rokaroka ireny di amipoapoaka mihitsy
15. fijo ( 18/10/2004 22:03)
tena mankafy an\'ireny tokoa ny tenako ka.
16. bichette ( 19/10/2004 06:34)
Ahoana aloha ilay hoe miova e ?
17. fijo ( 19/10/2004 21:08)
inona indray izany resaka miova izany ry bichette
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2033