Affaires Kotity

1. ludo ( 04/08/2004 16:49)
Mety aminao ve ny mbola higadran'iKotity??
Satria t@ andron'iZafy(president) no nogadrainy noho io totrany io d tafaverina lay raikalahy iry
(deba) d navotsony d zao ndray migadra d iza ndray no amotsotr'azy ???
novalian'i totty ny 20/12/2004 22:58
2. sipagasy ( 04/08/2004 17:07)
Raha izaho manokana aloha dia ny tena mety aminy ary ny eny NOSILAVA é!, mba tena tsy fanaon'olombelona mihintsy mantsy ny nataony é!, na ampijaliava alohan'ny ahafatesany
3. hery ( 05/08/2004 15:41)
Marary mafy mihitsy zany sipagasy izany. Ny olona dia tokony hotsaraina araka ny zavatra ratsy nataony... ka tsy tokony hisy akony hoe i ranona no mpitondra dia mafimafy ny gadra na rehefa i ranona no mpitondra dia avotsotra.
4. sipagasy ( 08/08/2004 15:59)
Tsy hoe maharary aho ry hery fa mba eritrereto hoe olombelona izao mpiray tanindrazana aminy no nampijaliany : hazavaiko nahatratra olona izy (ary ao @ fianakaviako io olona io) izay tsy ho tononintsika anarana eto , ho tahin'ny Avo izy fa efa lasanko razana, dia nampijaliany vao maty, nendahin'io kotity io ny hodiny tompoko ianao, ka mba meteza na dia 1 minitra fotsiny aza ianao eo @ toerana misy ahy, ekeko ary lalaiko tokoa ny didin'Andriamanitra milaza ny hoe aza mamaly ratsy ny ratsy fa mba olombelona ihany ny tena kannn
5. xxx ( 04/10/2004 02:10)
Ka toa ny diamand ange ny lalana e. Samy maka amin\'izay tiany hijerevana azy. Ny lalana eto amintsika tsy mbola matotra izany mihitsy,
na tamin\'i Zafy, na tamin\'I Ratsiraka na amin\' i Ravalomanana izao. Tsy misy mangarahara izany mihitsy.
6. fijo ( 04/10/2004 22:08)
raha nahita ilay \"sarimihetsika amatera\"hoe \"papango\"ianareo dia hilaza hoe aleo izy vonoina fa izay no mendrika azy.
7. totty ( 20/12/2004 22:58)
salut!
tena raha mbany ny hevitro aloha diaaleo i ra Kotity vonoina ho faty,izany hoe izao no anaovana azy,fatorana rojo vola fotsy ny tongony sy ny tananydia avy eo ampandalovinaeny anivon ny firaisana na fokotany i leiry dia izay te hilako azydia mamely daholo ,mba hahafantarany hoe ahoana izany hampijaliana izany,tena marina ny voalazan i sipagasy ,fa i leiry io dia tena biby mihitsy,tsy izany fa ny tenako mantsy tany amin ny tanana tamin i leiry nosamborina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1677