Liste des messages

Liste des messages, inserés par jantina, par ordre de date
jantina ( 12/10/2012 09:59)
hira noelin-dRaimbilanja
Ho an' ireo antoko mpihira any am-piangonana dia fotoana fanombohana ny famerenan-kira krismasy izao. Mba tsy hamerenana izay natao t@ taona lasa dia mitady hira vaovao aza moa Zah ndray mahatsiaro ny... suite
répondu par jantina le 23/10/2012 12:34
jantina ( 03/10/2012 10:18)
lohataona famafazana
Efa t@ volana agostra sy septambra ny fandrantsanana ny hazo fihinam-boa sy ny voninkazo toy ny raozy ary ny famafazana ny voan'anana sy voam-boninkazo maniry @ fahavaratra any @ emisphère sud toa an... suite
répondu par jantina le 09/10/2012 14:06
jantina ( 08/06/2011 16:00)
tononkira
Sao dia mba misy manana ny tonon' ity hira ity hay e.Toa hiran' i Leky sy Lili izy ity raha tsy diso aho, tadidiko kely ny refrain: ...Na ory ianao na manana na sanatria farofy izao no hany lalana n... suite
répondu par hevitra le 05/04/2012 08:53
jantina ( 04/09/2004 07:37)
Fifohazana
Misy afaka manome ahy fanazavana na tantaran'ny fifohazana ve azafady? Raha misy fifohazana eto vo maika tsara raha mba manazava kely. Miankina amin'ny fiangonana inona ry zareo sa sekta? Misaotra ana... suite
répondu par rafali le 11/11/2005 19:30
jantina ( 27/08/2004 17:01)
fikarakarana ny tany
Ireto misy torohevitra kely mety mahasoa ny voly.Ny lavenona avy @ hazo dia azo atao zezika na @ voninkazo na @ voly hafa fa mahatsara azy noho izy be potasse.Ny fraisier sy framboisier no tsy mety as... suite
répondu par tsilan le 08/10/2004 19:51
jantina ( 05/08/2004 07:09)
Kiwi
Nitondra kiwi tany Dago izahay fa tsy hay ny namboly azy. Ahoana kay ny fomba fambolena an'ireny any? Sady voankazo be vitamine mantsy io no mahasalama. Sady sakafo no haingontanàna. ... suite
répondu par Herimiafina le 09/09/2005 00:40
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079