fikarakarana ny tany

1. jantina ( 27/08/2004 17:01)
Ireto misy torohevitra kely mety mahasoa ny voly.Ny lavenona avy @ hazo dia azo atao zezika na @ voninkazo na @ voly hafa fa mahatsara azy noho izy be potasse.Ny fraisier sy framboisier no tsy mety asiana fa manjary ny raviny no tonga milenodenoka nefa ny voany lasa madinika.Raha manana olana @ sifotra(escargot)ndray an dia azo asiana fasika na tain-kafe na lavenona ihany koa ny foto-boly.
Dia mba ho feno voninkazo mahafinaritra daholo ny balcon,ny varavaran-kely,ny terrasse sy ny zaridainatsika rehetra e,hitondra fifaliana na ho an'ny mpandalo aza!
novalian'i tsilan ny 08/10/2004 19:51
2. ludo ( 28/08/2004 19:06)
ramaso>ataovy fa raozy kafe lay izy refa avy eo :roll: :-D
3. methode ( 28/08/2004 22:27)

Jantina> Tena mahaliana mihitsy izy izany!
4. ramoul ( 29/08/2004 15:34)
misôtra ô! :) :wink:
5. tsilan ( 08/10/2004 19:51)
Jantina
Misaotra betsaka, fa tena ianao irery no nahita hoe fa maninona tokoa ny Gasy no manao tavy.
SAingy tsy ny lavenona avy amin\'ny hazo rehetra kosa aloha no azo ampiasaina satria misy hazo be asidra be.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2961