AMPIFAMADIANA NY GASY SY NY VAZAHA

1. bogosy ( 12/08/2004 10:16)
Ahona hono raha hoe misy firenena mandroso iray hono de miteny hoe aleo nareo gasy mankaty de zahay no mopetraka am taninareo
De ahona?
novalian'i fijo ny 16/08/2004 22:00
2. nykanto ( 12/08/2004 10:28)
Hafakely ilay eritreritra mandalo, nefa misy zavatra azo tsoahina avy amin'ny valiny .... ary raha alefa lavitra ilay hevitra dia manotany tena koa aho hoe handroso ve ny amintsika raha ny vazaha daholo no tonga any, dia hihemotra ve ny aty raha lasa isika rehetra no tonga aty ?

Ny Kanto.
3. kally ( 12/08/2004 15:29)
Raha izaho de hoy aho hoe tsy mila fa ny anay anay ihany.Any aminareo mangatsiaka be loatra rehefa ririnina moa mafana be loatra rehefa mafana fa mijanona any aminareo any ihany.
4. tolotra ( 12/08/2004 16:05)
eritreritra alou izany! fa tsy hisy mihitsy ary tsy hisy mandrakizay, fa tandremo sao mipika @fieritreretana anizany eo.
5. ramoul ( 12/08/2004 20:00)
De mandroso i Madagasikara raha izany no zavatra misy, ary betsaka ny matin' ny hafanana sy ny hatsika any amin' ny firenena izay mifanakalo amin' ny firenena tsy mahazaka izany 8) 8O
6. fijo ( 12/08/2004 22:09)
resaka ka atao,fa raha izany tokoa no misy maro no hosadaikatra.
7. yonikafopl ( 13/08/2004 10:54)
anseeeeee aza manonofy atoanjo zareo a :)
8. fijo ( 16/08/2004 22:00)
ny revy kosa anie mety hanova zavatra e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3557