4x4 député

1. ludo ( 13/08/2004 21:45)
Tsara v raha eo @ entimanana amintsika no anomezana 4x4 ny député isaky ny voafidy?
satria efa misy manana 4 zao ny sasany !
vahao ny olana inona ny hevitrao??
novalian'i fijo ny 04/10/2004 21:52
2. xxx ( 14/08/2004 05:25)
Farafaharatsiny azo iafiana ngamba tokony averina le taloha vao mahazo solony....
Kanefa mety hotsoahin zalah tao aby ny pieces sns :/
3. ludo ( 14/08/2004 08:11)
Aza atao xxxxx moa lay izy fa misehoa e!
hitanareo ny tena mapalahelo ahy misy
mpiasam-panjakana toy ny dokotera zay miasa
any @ faritany tsy ao @ ville fa any ambanivolo
lavitra b d maninona reny ra omena na we ividianana moto izy fa tsy zany fa mande tongotra 2 andro izy vao tonga @ lay marary
efa maty ihany ny tsaboina @ zany,na koa we
lay 4x4 avy nampiasaindry zalahy(député) reny no ampiasainy
4. xxx ( 14/08/2004 19:07)
Tena marina zany ry ludo an

kitjo (tsy xxxxx tsn)
5. ramoul ( 14/08/2004 20:08)
marina mintsy zany ry ludo fa ra vonona am' zany ny ancien depute de tsy koua mintsy. 8O
6. ludo ( 16/08/2004 13:42)
Sanatria aza atao we fanakianana ho anareo
voakasik'izay fa mba hevitra no angatahiko
ary miala tsiny koa fa za somary vantam-
bantapiteny zay !!!!
7. xxx ( 16/08/2004 18:21)
omeo 4x4 daholo ny olona rehetra dia vita kabary
ny olana indray mety efa airbus ny an'ny deputé @ zay
xxxxxxx tsy kidjo an
8. fijo ( 16/08/2004 21:02)
ilay resaka 4x4 io aloha dia tena tsy mety e.tsy hitako mihintsy izay antony handaniana vola amin'izany nefa ny harempirenena aza mbola mareforefo.ary jereo fa tsy hiasana izany akory ny ampiasan'ny sasany azy fa atao fanaovana zavatra hafa.maro no hitako mampiasa azy io amin'ny zavatra hafa tany.
9. ludo ( 16/08/2004 23:40)
o ry xxxxxx a mba ataovy resaka matotra moa
lay izy f'aza mameno isa otran'io !!!
aleo tsy mamaly fa mandany credits enao
sady @ zay mi xxxxxx
10. bogosy ( 17/08/2004 09:30)
Ny vahaolana amiko dia tsotra tsy omena azy tanteraka fotsiny ny fiara fa atao otran reny fiara-panjakana rehetra reny ka rehefa miala am torany izy de averiny ny fiara
Marina mety tsy ilaozan'ny ratsy loha mety hanimba fa am zay ndray zay manimba manolo
Sady tsy azoko aloha fa maninona no tsy maintsy omena azy ireny?raha tahotra azy tsy tokony ho hisy rehefa mahatsiaro le mpitondra fa mety ny nataony
11. ludo ( 17/08/2004 10:42)
raha ny we fahasimbana no ataoranao d tsotra
ny atao azy raha amiko anesorana tsikelikely isambolana ny karamany mandrapatapitry ny mandat ny d refa vita ny adidiny d maka expert
mijery ny dégats d zay simba eo no anesorana
@ lay karamanao nanalana isambolana fa ra
nanaja enao d averina ny volanao manontolo asina zanany kely!!! ka ra izay anie no atao mety ho vita tsara ny EPP ny HOPITAL any ambanivolo reny ,fa mba manontania moa enao
firenena efa mandroso iray e tsy mizara fiara zany fa ny antsika @ zay 4x4 xdéputé de omeo moa ny valeur n'zay e! ny fahantrana anefa etsy andaniny!!!!
12. fijo ( 17/08/2004 21:37)
marina mihintsy izany voalaza eo ambony izany.satria raha ny fahitako ny hampiasan'ny sasany azy dia tsy misy hifandraisany amin'izay maha solombava mbahoaka azy mihintsy.kitay ve no hitako enity.
13. bogosy ( 18/08/2004 07:36)
ary ny tena loza dia izao aza mba mifanena @reny fa na prioritaire aza ianao eny an dalana dia tsy raharahany fa mitsofoka ihany izy de aleo mandefitra nefa anie ny azy tsy voiture prioritaire otran chefs des institutions
izany hoe misy fanapara- pahefana ao.Ary ny fanamarihana hitako le chauffeur mihitsy no mihevitra ho depiote
14. ludo ( 19/08/2004 09:03)
bogosy>marina ny lazainao fa zany we misy ao
MDG fa fampiaran'azy ho an'ny madinika ka aoka hievi-tena ny mpanampa-pahefana fa mbola ho tratry ny vody andro merika
15. xxx ( 04/10/2004 02:01)
Izy io moa raha tsy Depute ny toerana dia hay ny manakiana an\'io 4x4 io.Fa raha depute eo indray dia hainareo koa ny mangataka azy.Ha ha la :D vie
16. fijo ( 04/10/2004 21:52)
za efa manana ny fiarako na aty frantsa na any mada ka tsy hitako izay hitambezana fiara raha te hilatsaka ho mpanangatanana aho.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.286