MPIRAHALAHY

1. mijo ( 12/08/2004 12:54)
Na eo @ samy mpirahalahy ny mpirahavavy ve dia tokony hisy ny henatra.Ao aminay ohatra dia menatra ny zandrinay lahy ( 16 taona ) misolo akanjo na dia izahay samy bandy aza ny ao @ chambre.Ny anay rehefa samy bandy na sipa dia tokony tsy hisy henatra izany fa samy mitovy.
novalian'i fijo ny 20/01/2005 21:28
2. ramoul ( 12/08/2004 19:46)
Zay ndray aloha no tsy haiko fa zah 20 taona mbola misolo akanjo eo imason' zokinay 22 taona saby miboridana e!
Arakaraky ny fisainana ihany io sy ny fahamenarana. :lol:
3. mcfy ( 12/08/2004 23:34)
fahazarana ihany koa io @ lafiny iray hoy aho.
4. fijo ( 13/08/2004 04:23)
sao dia misy antony hatahorana an'i mijo kosa ary.ih,ih,ih,blagy iny an.
arakaraky ny olona marina fa misy ohatra dia tsy maninona ary misy tena manidy trano mihintsy
5. ludo ( 14/08/2004 11:45)
sao kosa enao matotra b lotra na izy ka zay no mahatonga ny elan'elana!!
6. fijo ( 17/08/2004 22:21)
mety ho izay koa.
7. petale ( 06/10/2004 15:59)
:-D
araka ny fahazarana zany...raha amiko manokana efa mahazatra anay ny miboridana rehefa ao an-trano. fa raha tsy mahazatra aza atao fa mety manahirana ny saina...
atrin\'ny mbola kely zahay de efa zatra ny miborisana isaky ny été fa mafana lotra, de nitombo ny taona de efa zatra é!.

8. fijo ( 06/10/2004 20:28)
petale za koa dia zatra an\'io fomba io ary tena manahirana rehefa le misy olona ka tsy maintsy mitafy ny tena.
9. kalt ( 13/10/2004 14:09)
Tokony tsy hisy olana raha samy bandy.Amiko raha samy bandy dia mandeha ho azy.Ohatrany mandeha any @ toilette sy any @ piscine io.Dia raha hitan\'ny olon-kafa koa anefa dia maninona e ,sa misy hafa ny an\'ny sasany
10. fijo ( 13/10/2004 22:27)
izay mantsy.
11. fijo ( 20/01/2005 21:28)
hi hi hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.085