Nanahoana ny tany @ 67? 
hery - 01/08/2004 06:55
|
![]() Mba tantarao hoe nanahoana ny tany? |
sipagasy - 01/08/2004 06:59
|
![]() |
kitjo - 01/08/2004 12:07
|
![]() Ovina ny manaraka??? Mety possible ve ny faran volana Aout, za manko mba mety any amzany..... ![]() |
booboo - 01/08/2004 16:22
|
![]() |
ramoul - 01/08/2004 17:43
|
![]() De teneno eto dôly ny ps'reo raharta ao anaty sary.OK! :wink: ![]() |
fyjl - 02/08/2004 06:08
|
![]() Raha fehezina dia afa-po tanterka ny tenako satria tamim-pitiavana sy tamin-pirahalahina tanteraka ny fifandraisana tao. Niresadresaka sy nitafatafa izahay, nifankahalala ihany koa, nihirahira, nanao tononkalo, nandihy ary nisakafo. Nahafinaritra e! Ho avy tokoa ny lisitry ny namana tonga tao fa tsy ato amiko moa ilay izy. Tsy ireo lisitra ireo ihany anefa no tonga fa nisy ireo izay tsy voasoratra . Tsy fantatra noho izany ny isa marina satria maherin'ny 20 ireo tsy voasoratra. Araka ny henoko ihany dia nisy ireo namana tsy nahita ny toerana ka niverina fotsiny. Ny momba ny fihaonana manaraka dia mbola halefa eto ihany fa ny fanirina aloaha dia @ ty volana Août ity. Koa mampahery sy manentana antsika rehetra fa mahafinaritra ary mahasoa tokoa ny tahaka ireny |
mimich - 02/08/2004 07:52
|
![]() ![]() ![]() @ ankapobeny dia io efa voatantaran'i fyjl io ilay izy. Ny tiana ho marihina fotsiny dia maro t@ ireo nilaza tato @ forum hoe ho avy no tsy hita tao. Asa na naman'ilay voalaza hoe tsy nahita ny toerana dia niverina na vazivazy fotsiny ihany no nataony tato na antony hafa , iny moa tsy hifanomezantsiny fa ny manetsa be mbola ho avy. Ho anareo mpankafy tovo J, asa na efa fantatrareo na tsia fa izaho aloha dia t@ io vao nahalala fa hay i Ny eja no nanoratra ny tonon'ilay hirany mitondra ny lohateny hoe "teny mamy iny", nataony tany ilay izy, dé nisy nisy nihira indray avy eo.Misy hira hafa ihany koa ankoatra io mbola izy no namorona ny tonony. Dé izao koa kay, ankoatra ireo namana mipetraka aty mada , dia i Samoina sy i Didi (tsy nentiny i zana-tsamoina) koa no tonga tao t@ ireo namana mipetraka any ivelany ka tonga niala sasatra taty, i Fijo hono tsy afaka fa mbola nisy nataony (mbola nitady kaly izay ![]() Izay aloha fa @ manaraka na ny hafa indray no hanampy izay hitany tao. |
mimich - 02/08/2004 07:57
|
![]() |
hendry - 02/08/2004 08:05
|
![]() |
six - 02/08/2004 09:05
|
![]() d ny tamin'iny dia nahafinaritra tokoa fa nisy retraretra e! ts d misy ambara fa manentana antsika hatrany mba hanana ilay firaisantsaina |
gasitiako - 02/08/2004 09:47
|
![]() @ ity volana ity indray ô enga anie |
pitchou - 02/08/2004 10:26
|
![]() zà zany tena nikasa ny ho any nefa somary reraky ny dia satria sabotsy vao tonga d tara b vao afaka nefa tsy haiko le toerana! fa @ manaraka atao ze tsy maintsy ahatongavana! |
kitjo - 02/08/2004 12:17
|
![]() Oh znay koa ny olana t@ 28dec fa tato nilaza ho avy dol nefa tsy nisy tany akory. Za sabotsy 28 no miala aty ka mety lahady 29 maraina angamba no tonga any, Ka @firy ohatra no mety? Mety tara kely fts angamba fa tsy maintsy ho tonga! Mmhhh, eo reto mbo raiketo an, za herinandro fts no any fa manaraka delegation avy aty no ataoko dia zoma aorian' io dia miverina ka sao tsy mahita! |
mozart - 02/08/2004 13:04
|
![]() mahafinaritra ny toa ireny e! de misaotra betsaka ny mpikarakara( ravatorano.....), de mba atao @ toerana kobon'ny rehetra @zay tonga daholo ny namana, raha misy mila fitantarana bebe kokoa de anoraty "mozart" |
kally - 02/08/2004 13:46
|
![]() |
ari.malala - 02/08/2004 13:53
|
![]() |
hendry - 02/08/2004 13:57
|
![]() 1. Mety possible ve hoe ilay toerana nanaovana ny fihaonana t@ farany teo ihany ny tazomina? 2. Afaka mbola mikarakara ihany ve ilay nikarakara t@ farany? Raha misy ifanampiana dia lazao eto. |
fyjl - 02/08/2004 15:30
|
![]() |
cowboy - 02/08/2004 15:46
|
![]() mbola tsy maintsy mamita ny fianarana aty fa manomboka ny 07 septembre vao miakatra aty tanà manao ny stage... ka mba azo ahemotra kely amin'io daty io ve ? enga anie ! |
hery - 02/08/2004 16:51
|
![]() Mbola ho avy ny sary fa miandry kely. _________ Tontonsa soamantsra ny fihaonana ny namana natao t@ 31 jolay tao 67 ha , na dia somary taraiky aza zay vao nanomboka . Ny namana Fyjl sy Ravatorano no nandray ny fitenenana niarahaba ny namana tonga tao . natomboka t@ fifankafatarana toy ny mahazatra ny fiaonana , fa ny indrisy kely dia tsy mba tazana tao ny namana taloha efa fahita t@ fihaonana efa nisy hatr'izay. Nisy koa ireo namana avy any ampitan-dranomasina tazana tao koa, nitohizana t@ fiarahana misotro sy vazovazo ny fiaonana avy eo , marihina eto fa tena manantalenta tokoa ny namana , tao ny nihira sy mitendry , tao koa ny nanao tononkalo , tsonganina manokana teo moa ny namana NyEja izay sady mpanoratra ny hiran' i TovoJ'hay no sady mpanoratra tononkalo , hisaorana azy ny fizarany ny tanlentany t@ io fiotoana io tsy hadino koa ireo namana nanafana ny fotoana. Nahafinaritra tokoa ny fiaonana satray dia ny fampizara izay kely nisy teo ny namana rehetra; hisaorana ny namana FyJl nanoma ny hefintrano nanaovana Pv . Natsimpy tao no soso-kevitra hoe hanomana fitsangatsanganana ny namana mba hivoka kely ny tanàna soso-kevitra ihnay moa iny fa tsy mbola nisy zavatra tapaka , fa notapahana t@ farany fa mety hisy fiaonana @ 14 na 15 aogositra izay , mba hanomezany namana rehetra ny heviny momba ilay fitsangatsanganana , ka @ io zayvao hita we aiza ny toerana haleha sy ny zavatra tokony hatao. Miankina @ tsika namana rehetra no maharaikitra na tsia io fihaonana io.Ny filoha vonjimaika moa de tsy hafaka namonjy ny fihaonana nohony adidiaman-draikitra mbola no sahaniny ka maneho ny fialantsiny ny tenany , ka nisoloan' i namana mcz sy eritreritra tena moa ny birao t@ io fotoana io. 50 eo eo ny namana tonga tao ka ireo avy ny anaran-dry zareo: FyJl , Ravatorano , Mcz , eritreritra , samoina , Didi, Elfilipo, Miangola, kanto , Andrilalaina, six, lanjaadalampitiavana, karynah, voninkazo, ntsoa, dio,juroliarts, Mozart, arena, casper, rivolalaina, maandry, manjamanja , mimich, mala4, arimalala, mtiana; shadou, watsa, rapah, Aladin ,sarondrahona, NyEja,vivisexy, capitou , Glou, Blackman, Sum41, Andrianina_ , Belou , sy ireo tsy nanoratra anarana... (mbola hitohy) |