Ankatso.....mikatso...

1. kitjo ( 29/07/2004 08:56)
Inona re no tokony anaovana an\' Ankatso io e?
Lasa mikatso dol manko izay mianatra eny raha tsy oe nahavita laaaavitra beeeeee ka mba mampianatra na Dr

Tokony atao semi-prive ve???
Raha privatiser-na kosa aloha tsy mety angamba!

Sa tena afaka manokana budget hanavaozana tanteraka an\'io ve rafanja??: rafitra, formation mpampianatra, fitaovana, programa sns...
novalian'i fijo ny 12/08/2004 22:52
2. ramoul ( 29/07/2004 10:28)
Io aloha ra privatiséna de mety vônaika mikatso é!
Fanjakana ry izy mikatso, fa vônaika privatiséna!?!
Tsy misy mianatra tsony ao ra atao an\' zany io fianarana io.
RAfanja aloha mety tsy mahavita manokana budget am\' io é! ny p^siny ary ts mbola feno ve de innn ny budget ataony eo?!? :lol:
3. booboo ( 29/07/2004 10:43)
ié tokony hanokanana budget ngôda beeee dé ovaina hatrany an-dreniny dôl zé azo ovaina ao !
4. kitjo ( 29/07/2004 15:35)
Ilay systeme mihitsy no tsy mety ramaso raha tena prive an....
satria ny mpianatra mivoka avy raha manohy aty ivelany toa @ oniversite aby, ka ny oniversite tokony hoe oniversitem-panjakana

raha prive ndray izy d efa reny oh USA ireny hoe college no iantsoana azy...

fa misy ny oe sekolim-panjakana mitsy, resaka systeme d\'education e!

Fa tsy ho vitan\' ny mpianatra koa raha prive tanteraka satria misy tsy hahaloa ekolazy. Nefa betsaak @mpianatra eny mahavita mianatra @ sekoly prive ka raha semi-prive izy d tokony mety!
Mba mila fandraisana anjara avy @ mpianatra ny fampandehanana azy @ zay.

Asa aloha e!
5. fijo ( 12/08/2004 22:52)
ny hoe privatisena aloha dia tsy azo ekena satria tsy hafaka hanaraka izany ny olona rehetra.ny tsara dia ilay resaka fitantanana prive fa ny fianarana an'ny vahoaka ihany.ary ny rafitra mikasika ny fianarana any mihintsy koa no tokony asiana fandinihana fa tsy mety.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4637