You are here: home > Forum

namana tamatave

Lohahevitra : Fety sy fihaonana
Fitohizan'ny hafatra : namana tamatave
Valiny : 6
lanto - 30/07/2004 20:34
Asa raha mba afaka mihaona koa ny namana ao tamatave ? volana sept ohatra
Valio | Miverina eny ambony
mcfy - 31/07/2004 00:04
hummmmmm> satriko tko anie mba ho any @ zany! tsy mba azonao atao anaty valizy v zay zfdy . bizzzzzzzz
Valio | Miverina eny ambony
lanto - 31/07/2004 09:32
ka raha tsy misy mamaly eto dia toa hitondra renfort hatraty ihany kou ! omany ny entana fa faohiko ampinidinana :D
Valio | Miverina eny ambony
ramoul - 01/08/2004 17:56
Be mintsy zany progé fihaonana aty am' tanana zany an!
Tsara zany rehefa mihaona dôly ny namana rehetra é!.
Mazoto dôly ho an' ny namana rehetra any tamatavy any ô! de antsika rehetra kou an! 8) :wink:
Valio | Miverina eny ambony
mcfy - 03/08/2004 23:25
Lanto> zay fa vonn daol ny rehetra.
Mil mitondra PQ koa v sa mameno entana reny? sao mantsy d te hivoaka eny an-dalana ko
Valio | Miverina eny ambony
mcz - 07/08/2004 11:11
karakarao ry lanto mba hade fa hoavy any ny birao raha tena masaka marina ny fihaonana ny namana any ééééé , milay milay fa hentano éééé
Valio | Miverina eny ambony
fijo - 11/08/2004 22:44
nandalo tao paris aho fa tsy hitako izay hantsoina satria tsy misy hananako ny N°
Valio | Miverina eny ambony