inn no....
1. poupounesana
(
31/07/2004 09:49)
zavatra tsy tinareo any @ lelà!
aza atao gazety b raha mety fa concis tsara
oh: ny bandy mifoka, ny bandy manao santiag, ny bandy miesona...
mahazo manazava ny antony
aza atao gazety b raha mety fa concis tsara
oh: ny bandy mifoka, ny bandy manao santiag, ny bandy miesona...
mahazo manazava ny antony
répondu par fijo le 09/03/2005 22:33
2. xxx
(
31/07/2004 11:37)
bandy miesona refa matory.
bandy manofy miteny
bandy misy volo-tratra
be de be izy zany fa aleo ndray aloha manaraka
bandy manofy miteny
bandy misy volo-tratra
be de be izy zany fa aleo ndray aloha manaraka
3. yonikafopl
(
31/07/2004 21:00)
ny lhl mpandaing no tsy tiako indrindra.
ny an'i xxxxx zany asaina manala akanjo aloha le bandy zay izy vao manapa-kevitra :lol:
ny an'i xxxxx zany asaina manala akanjo aloha le bandy zay izy vao manapa-kevitra :lol:
4. xxx
(
01/08/2004 11:45)
ny ahy ny tena tsy tiako alou d le bandy tsy mba calin reny!tsy mba miteny zavatra gentil mitsy fa d mahitys fiteny b
5. booboo
(
01/08/2004 15:56)
ny anà tsy tiako ny lelà tsy mba mahay " mihaino " sy tsy mahafantatra ny fandehan'ny vevavy ( hormones e, toetra kely mampiavaka ny vevavy etc ) fa tonga dé miteniteny fôna :evil: !
7. poupounesana
(
01/08/2004 17:07)
tsy tia bandy viril zany v xxxx?fanontaniana tsotra ny ahy satria ny volotratra hono signe de virilité!asa alou zany na marina na tsia eh
8. ramoul
(
01/08/2004 17:52)
Ramarina zany ry poupounesana de je vais laissé le mien poussé kome des gagon ra zany klé! :-P
Ary nareo reto kay tena manafona zavatra mintsy an!
Le vhv an! 8)
Ary nareo reto kay tena manafona zavatra mintsy an!
Le vhv an! 8)
9. poupounesana
(
02/08/2004 08:38)
:^) tsy mety raha vao tsy natoraly le izy ramoul ah!
tsy hoe zany fa nisy exposé momba ny sexappeal tany ankatso hono d zao no hita tao :
ny an'ny vhv : cheveux longs, dos cambré, fesses rondes, longues jambes, petit nez, grosse poitrine, d misy tsy tadidiko
ny an'ny lhl : cheveux fournis (!) (ao anatin'izay le izy), épaule large, ventre plat, yeux doux, barbe de tois jours, d misy tsy tadidiko ihany koa fa entre parenthèse zany sao hors-sujet eo

13. pitchou
(
02/08/2004 17:27)
le sola mety mba azo iafina ihany f le skil tena tsy lasa miihitsy!
fa nenà alou tena tsy voako mihitsy ny lelà tsy miharatra tsara e! manimba takolaka!
fa nenà alou tena tsy voako mihitsy ny lelà tsy miharatra tsara e! manimba takolaka!
17. poupounesana
(
03/08/2004 11:44)
nenà alou bandy skil koa tsy d tiako eh! saingy le bandy solasola reny anefa d somary manintona ahy! hitanareo le GI reny?hoatran'reny! fa évidemment le izy mifidy tarehin'oll fa tsy zao bandy rehetra izao d manendrika an'le izy daholo!
18. xxx
(
03/08/2004 14:29)
ny ahy ilay bady somary lava volo dia rhefa safosafona ny lohany dia tafiditra ao anaty volony ny tanana
ilay bandy tsy tia tena amin'ny lafiny rehetra, patient
ilay bandy tsy tia tena amin'ny lafiny rehetra, patient
20. xxx
(
03/08/2004 15:16)
rehefa eo @zany resaka i xxxx zany ihany tsy tiako koa le lelà tia tena b au lit rehefa azony zay ilainy d avelany hirehitra eo enao!!! mampa te hiodina reny marina eh!tsy haiko iza @nareo ato no hitondra zany hafatra zany any @zareo any!misaotra