inn no....

41. mimich ( 21/08/2004 08:51)
ra le mivadika sarimbavy kosa tsy lasa
42. poupounesana ( 21/08/2004 13:37)
raha asaina misafidy nareo d inn no alainareo ho vady, lelà hendry b saingy tena tsy manao revin-jatovo mihitsy (tsy mba mivoaka na d cabaret aza, tsy mijery spectacle...) sa lelà somary bandibandy : misotro2, mivoaka foana nareo isaky ny zoma na farafakeliny indray isaky ny tapabolana, fa izy alou d mitondra anao mijery spectacle, manao voyage, ...fa ndraindray izy mandeha irery miarak@namany! iza no alainareo?
43. xxx ( 21/08/2004 16:57)
Ary ahoana ianareo amin'ireny lhl manao solonify ireny ???? Izaho aloha dia tsy tia è. :^)
44. pitchou ( 22/08/2004 13:01)
tsy aleo ve izy ry xxxxxxxxx manao solonify toy izay banga ridana? 8-)
45. mimich ( 23/08/2004 09:21)
ka fidiny azy ary ve iny?
46. pitchou ( 23/08/2004 10:05)
le banga ridana sa le manao solonify? :°)
47. mimich ( 23/08/2004 15:30)
pitchou> :roll: 27 dé boka
48. fijo ( 23/08/2004 20:35)
aiza kosa no hoe mifampitarika amin'ny ratsy foana le.za zao tsy mifoka sigara sy daina,na miaraka amin'dry zalahy aza aho tsy azony amin'izany mihintsy.
49. mimich ( 24/08/2004 09:24)
lé resaka aiza kay io valinao io ry fijo fa tena tsy araka alo hatreto
50. pitchou ( 24/08/2004 10:40)
mimich> resako t@ 10/08 akia io a!
fijo> ary le ratsy hafa v enao kou tsy voatarika mihitsy? :^) :^)
51. chipie1 ( 24/08/2004 12:24)
ilay kofa misantiag kosa alou tssss :-D
52. mumu ( 24/08/2004 15:04)
mamay njay ny kôfa ato klé!!!
53. mumu ( 24/08/2004 15:40)
ramaso oujii za ary vao tonga knou!!
enao angaha efa nitsapa ahy no miteny hoe chaude za?
54. chipie1 ( 24/08/2004 17:27)
oups!
55. betty ( 24/08/2004 18:14)
mbola été zao klé :p
40° à l'ombre
hihihih
56. fijo ( 24/08/2004 20:02)
mimivh>efa novalian'i pitchou.
pitchou>za wa tsy voatarika izany.
mumu>hampangatsiao kely re za e
57. ludo ( 26/08/2004 22:00)
fa in doli zany resahanareo zany eee :?: :?: :?:
58. fijo ( 26/08/2004 22:14)
izany no atao hoe resaka ry se a. :-D
59. pitchou ( 27/08/2004 13:59)
fijo> kou raha sendra ny bandy bokony b v enao tsy ho voatariny aiza! :lol: sa enao ndray no mitarika????? tsy vao maika gravy v?
60. fijo ( 30/08/2004 21:17)
ka tsy ny abokony no inona fa ny fisainany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0081