inn no....
81. poupounesana
(
03/10/2004 08:15)
kilimity1> d zay tsy manao santiag zany v d tsy tena viril fa mody viril ftsny? :-D :-P :-P !dadany ndray zany han!!!
83. ikaretsaka
(
04/10/2004 04:39)
tena viril aby zany ny akamaroan\'ny Texans ko... iny indray ny tsy hitako
87. mimich
(
06/10/2004 14:19)
fijo> asa ko , iza no mahita izay hanoananareo any , ka tsy mahay manavaka ny izy sy ny tsy izy intsony
88. fijo
(
06/10/2004 20:23)
tssss mba hoe milelaka lapoaly hoe.io anie toa ilay mitsaokalentika e.tsy hitsoahina hatramin\'ilay sipa fa mba leladelafina izy rehefa vita ny fitsaohana. :-D :-D :-D :-P :-P :-P
94. fijo
(
13/10/2004 21:57)
rafijo aloha hafa e fa i \"fijo \"kosa hendry ka. :-D :-D :-D sa tsy izany ry pitchou? :-P
95. ikaretsaka
(
15/10/2004 04:20)
mahitahita mihitsy le ramaso ity.. kambony zany ry fijo sy pitcjou f aataovy bebe kasoka ny lapoalinareo de lelafo tsara a :-*
97. ikaretsaka
(
16/10/2004 02:17)
tsy mba za tsy mba za marina mafy raha mba za .. za tsy gourmand ohatranareo ka.. za tsy bota
98. pitchou
(
17/10/2004 03:46)
ttsssssss! d ahoana no nahalava b an\'i karetsaka otran\'io aza? ny anay ange alefa @sakany ny sakafo fa ny anao alefa @ lavany e! :-D :-D :-D
