inn no....
23. pitchou
(
04/08/2004 14:23)
zà kou alou tsy tia lelà mifoka sigara e! ankavitsiana sisa ny lelà tsy mifoka sigara fa tsy maninn! d irony mamo lava irony!
25. poupounesana
(
05/08/2004 15:18)
ary lelà miresaka @ sipa bdb v tsy mampaninona anareo? (mety hoe namany fotsiny io han, mety hoe relation d'affaires....)
28. pitchou
(
07/08/2004 17:15)
zà alou tsy mametraka olana @ firesahany vhv bdb e! raha mitondra enti-mody na manao session particulière no tsy lasa mintsy!
29. poupounesana
(
09/08/2004 15:20)
zà koa alou d tsy manisy olana @zany fa zany hoe misy karakan'oll tsy d tiako mihitsy eh! ohatra hoe ry ex mianakavy, le sipa genragenrany reny nrindra fa rah asipa efa molamola @ny alou d aoka etsia!!
raha sipa miresaka @ bandy bdb indray ry jhoul, d tsy d maninn @ko!nenà ny namako alou d lelà daolo ny ankamaroany!tena vitsy ny namako vavy hoe le tena akaiky zany eh!!tsy misy mihitsy aza raha tena nandinika aho!asa ngah nahoana! ny fihetsika sy ny fitondrantena no tokony hitsarana ny oll fa tsy d ny genre sy ny isan'ny oll fantany angamba kah! nefa ...

30. pitchou
(
10/08/2004 03:22)
ka na mola sahala @inn aza le sipa tsy blem raha atokisako le bandy ka!reraka eo fôna iny himola
31. poupounesana
(
10/08/2004 10:01)
ary le bandy b namana lelà ndray ary eh!le maka @ alina reny d hoe mbola hamonjy aniversera hono!!!
32. pitchou
(
10/08/2004 10:18)
ny tena gravy rehefa reo lelà ireo no tafaraka maromaro! mifampitarika @ ratsy fôôôôôôna!
36. poupounesana
(
11/08/2004 14:11)
saropiaro b ndray lema han! :-D
ny lelà REHETRA mihitsy no mifampitarika @ ratsy kah!
ny lelà REHETRA mihitsy no mifampitarika @ ratsy kah!
37. rambofrau
(
20/08/2004 13:34)
ny ahy ny tsy tiako le bandy "macho"be ireny sy "mateur",ary ilay vao mahita vhv dia tsy misaina afatsy v............ :evil:
39. pitchou
(
20/08/2004 15:56)
tsy lasa kou ireny lhl saro-piaro @ n'a pà ireny! tena manelingelina b ny fiaraha-monina mihitsy!