inn no....

61. ikaretsaka ( 30/08/2004 23:58)
fijo sy pitchou.. hmmm
62. poupounesana ( 01/09/2004 08:52)
fijo t@24/08 : hay tena enao mihitys kay no mamay b matoa enao mangataka ampagatsiahina! tratra ndray fijo han!
sdy zao koa io ry fijo (t@31/08/04) ceux qui se ressemblent s'assemblent fa tsisy an'zany hoe tsy voatarika zany fa ny mpinamana d mitovy2 fisainana eny ihany d mitovy ihany koa ny zvt hatao!ary na tsy manao az enao d miray tsikombakomba @dry zareo satria mitazapotsiny
63. fijo ( 01/09/2004 20:28)
poupou>ka efa hoe za tsy mandray anjara amin'izany fa aleoko miala raha vao mitarika any amin'ny ratsy.raha any amin'ny kaly ihany aho no manaraka hoazy. :-D :-D :-D
64. fijo ( 02/09/2004 19:20)
efa hendry foana ka
65. ikaretsaka ( 03/09/2004 04:31)
hihihi
66. mimich ( 03/09/2004 07:57)
sao dia miana-kendry kosa :-D
67. poupounesana ( 04/09/2004 06:08)
so d hend :^) :-D :-P ry loatra ndray eh?
68. mimich ( 04/09/2004 14:05)
nao ny safidy ry fijo ny @ reo voalazanay sy poupoun reo!!!!
69. mumu ( 04/09/2004 18:31)
avelao nareo io fijo kou io an! :evil:
70. fijo ( 04/09/2004 19:04)
misaotra mumu an.tsy mahay ny fahendreko marina mantsy ireo ka manao toa io.
71. mumu ( 04/09/2004 19:13)
fijo tsisy fisaorana za iany no mahay an'njy :-*
72. poupounesana ( 05/09/2004 06:42)
ka tsy hainay tokoa rah tsy teneninao ry fijo ah!
mumu, tsy maintsy mba anontanianay farany izy fa tsy voavaliny ny fanontaniana !zay koa anie mba te hahafantatra eh, sa tsy mety zany?
73. mumu ( 05/09/2004 08:24)
poupounesana tsy mety tsony fa efa anà io
74. fijo ( 06/09/2004 19:12)
poupou>azafady retsy fa tokam po za a.i mumu ihany dia ampy e.
75. poupounesana ( 07/09/2004 05:57)
mumu,azfdy fa zà tsy nahalala! :wink:
76. chipie1 ( 07/09/2004 14:37)
fijo , mumu > :lol:
77. fijo ( 07/09/2004 21:43)
ie izahay tsiky foana ka. :D :D :D
78. chipie1 ( 08/09/2004 06:56)
tsiky de ampy ve,
79. mimich ( 01/10/2004 14:35)
mumu a! tandremo fa ny an\'i fijo anie ny kaly no ambonin\'ny zava-drehetra e!
80. kilimity1 ( 01/10/2004 15:48)
Chipie1> fa maninona anao kosa ilay bandy manao santiag? Ianao angaha tsy tia an\'ireny cow-boy ireny? Ireny ange no tena viril e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0083