fanambadiana e tsa mba kilalao o

1. joda ( 19/07/2004 15:46)
fanambadiana e tsa mba kilalao o
vatolahy mamany ny soa no atao karoty
ny anglisy man no lava kilaoty :lol:
novalian'i pitchou ny 07/08/2004 09:59
2. nyna ( 19/07/2004 16:15)
inona no tianao ambara? tsy azoko mitsy 8O !!!!
3. ramoul ( 19/07/2004 19:42)
zay tsy mahazo ny tian' i joda resahana????
Mba azavao tsara ny tian' joda lazaina azafady.
4. rivorijasoa ( 20/07/2004 00:51)
Inn no idiran'ny vatolahy mamany amin'izany? :roll:
5. ari.malala ( 20/07/2004 07:20)
Hiran'i Mahaleo io fa diso tononkira i joda, izao no izy:
vatolahy mamany no natao paompy
ny angilisy manina no lava kilaoty.
6. tolotra ( 20/07/2004 08:50)
ra taloha de manaiky aho fa tsy kilalao ny fanambadiana,fa ra@izao fotoana izao dia efa kilalao ny fanambadiana. milay an!
7. ari.malala ( 20/07/2004 12:22)
@ nao angamba r'i tolotra no kilalao fa tsy kilalao izany mihintsy ny fanambadiana! Masina io ka tsy azo atao vazivazy! Andray kosa ity ianao!
8. tolotra ( 20/07/2004 15:28)
efa nahita aho ary be de be mihitsy,no manao kilalao fanambadiana, marina angeh zany e!lasa akandasitra ilay izy!
9. hendry ( 20/07/2004 18:07)
joda> bedy enao fa mandika vilana ny tononkiran´olona.
10. mcfy ( 20/07/2004 22:44)
ny an'ny sasany v efa lasa lamaody ny fanambadiana, misy validité na saison hihihi
11. methode ( 20/07/2004 23:15)
Sao de mba hampisaraka ny manam-bady ity lohahevitra ity!! Hihihi!! Ho lasa mpilalao daholo ny mpanambady raha ny hevitr'i tolotra!! TSy za aloha izay e!!
12. rivorijasoa ( 21/07/2004 00:47)
Marina mihitsy izany ry methode a!
13. jhouhlambout ( 21/07/2004 07:19)
:-D :wink:
14. tolotra ( 21/07/2004 10:23)
nareo ve tsy mahita ireny olona b d b mivady d misaraka ireny, b d b ny olona misaraka @izao fotoana izao, izany no anaovakou hoe lasa kilalao ilay fanambadiana ,jereo ny olona talou faty no hisarahana, izay no anaovakou hoe rah talou de manaiky aho, fa rah @izao fotoana kilalao ilay izy .lasa afindrafindrao e!
15. pitchou ( 22/07/2004 01:03)
afindrafindrao angaha! sao d ny lalaon'ny sasany any ivelan'ny fanambadiana no mampisaraka fa tsy hoe manambady hilalao kosany!
16. tolotra ( 22/07/2004 11:05)
masoko izao mahita zah tsy mavandy e! mivady kely elaela de avieo raikitra ny gidrah ,satria misy tsy mazaka fiainana! fa io raha vao misy zavatra tsy ampy fotsiny ao @ilay tokatrano de efa raikitra ny kilalao e!
17. jhouhlambout ( 22/07/2004 11:22)
:roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :wink:
18. pitchou ( 22/07/2004 15:55)
d iza no tena be lalao ao kay?
19. wawawa ( 22/07/2004 16:35)
:lol:
20. tolotra ( 22/07/2004 17:57)
iza indray fa tsy ny sipa,mila vaniny fotsiny ,de avy teo de miodina de vitah! tsy mazaka e! avy teo de samy milalao izay tiany lalaovina any de zay rava!de manomboka ny afindrafindrao sy ny roay fa hariva!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1399