fanambadiana e tsa mba kilalao o

21. wawawa ( 22/07/2004 18:42)
Azo atao hoe marina zany!
22. tolotra ( 23/07/2004 09:32)
de manomboka @iazy ilay hoe, fisarampanambadinah no ankalazaina akaro ny verah de mandihiza sou metsiketseh!
23. pitchou ( 23/07/2004 10:50)
d raha nande nilalao izy d naninn raha niandry azy tao an-trano? sa hoe iza no tsy hilalao no natao tao? sa samy tsy nahazaka d samy lasa niova zouera?
24. tolotra ( 23/07/2004 14:04)
aiza kou no hisy bandy iandry izany! fa hoi ny bandy hoe:mandeana mahazo fa zah tsy anozona, miodinah any de ahita trozonah! ny sipa angeh!oa no tsy mazaka e!
25. pitchou ( 23/07/2004 15:18)
hitako enao no sendran'ny sipa miodina fôna ko! d hisaraka fôna v zany enao?
26. tolotra ( 23/07/2004 15:27)
zah alou tsy mbola ny sipa niodina e! ny sipa ary no matahotrah anah hoe sao de miodina tampoka!
27. mimich ( 06/08/2004 14:13)
Raha ampitahaina aloha ny fanambadiana taloha sy @ izao fotoana izao , ny zavatra tsapa dia hita fa mateza kokoa ny fanambadian'ny olona fahiny noho ny @ izao fotoana izao e! ao raha!!!!!, mety ho ny olona tokoa angamba no tsy mandray an'ilay izy ho kilalao fotsiny sns, na tsy ampy fahamatorana ny olona miroso @ fanambadiana , nefa anie ny mahazendana dia izao e!, ny olona taloha aza hita hoe mbola kely kokoa ny taona irosoana @ fanambadiana noho ny @ izao.
28. pitchou ( 07/08/2004 09:59)
ramaso> hiandry haratra tokou ve mou!!!!
mimich> sao kosa @zao fotoana izao tia raha loatra ny olona? manao tanana zatra nitsotra d na efa manambady aza mande ihany farany misaraka?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0508