fidirambolan'ny firenena vahiny ny harenan'i Madagasikara

1. fatsoraly ( 15/07/2004 07:10)
http://www.abc.net.au/adelaide/stories/s905212.htm raha tsy dia mahamenatra tokoa ny toy izao.
Ny hiafarany tsy hisy intsony ny hizaha tany eto an-toerana fa any @ ireny firenena ireny ny olona dia efa afaka mahita ny harena voajanaharintsika.
novalian'i xxx ny 19/07/2004 06:46
2. hendry ( 15/07/2004 10:43)
ka mibanaka be loatra ny vavahadintsika koa aiza no tsy hanondrana daholo zay te hanondrana. Mampalahelo nefa inona moa ny azo atao raha toa ka ny olona sasany natao hiaro zany aza no miray tsikombakomba @ vahiny?
3. ramoul ( 15/07/2004 20:35)
Miala tsiny aloha fa tsy dia mahay anglisy ny tenako!
Ka raha tsy manidy ny vavahadin-tsika isika dia mbola betsaka ireo hanararaotra ny hanondrana ko!
4. nyhoavy ( 16/07/2004 10:29)
ô ry zalahy ! Mba jereo ihany ny lafon-tsara any io zavatra io.. Firy moho ny olona any Adelaide (Australie) noho mahafantatra fa misy izany Madagasikara izany. Marina fa fidirambolan'ny firenena afa ny harenantsika. Tsy mampaninona ahy izany anefa raha sendra ireo zava-maniry vitsivisty ireo noho mba manintona aty @ isika ,Australian na dia 5 fotsiny aza (izay hitondra devises), nohon'ireo zava-kantontsika ireo. Fidirambola ho azy mety ho fidirambola ho antsika. Echanges de bons procédés
5. xxx ( 19/07/2004 06:46)
fatsoraly> qrz fa aza laozan'ialahy manao politika eto indray?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5929