fontaine.....

1. xxx ( 24/07/2004 21:20)
lisany ve efa nisy sendra an'reny "fille fontaine" ireny?de mba aona kay? m'lay ihany v? :/
novalian'i fijo ny 17/08/2004 22:35
2. vegas ( 25/07/2004 03:10)
Za mbola tsy sendra aloha e, fa manana hevitra iany na iany aza: tsy de milay ra amiko manokana. Ra anontaniko ingahy oe milay ve ny tondradrano de aona? Tsara ny kotsa fa refa trop de itanao iany, ny zavatra rehetra refa trop de tsy milay.
3. hoditrakondro ( 01/08/2004 09:31)
Misy fanamarihina kely! ny femme na fille fontaine anie tsy oe eo am-panaovana no tena kotsa be fa rehefa mahatonga izy no mamoaka ilay rano e!
Tsarovy izany fa matoa tonga @ io ilay viavy dia tonga lafatra ny firaisana izany e!
4. lema ( 01/08/2004 11:41)
zany hoe sipa veta kou no tena manao an'io matetika
5. xxx ( 03/08/2004 14:00)
slt e!!!
milay lesy reny a!!! reny no tena waissshhh! rehefa tonga iny ny azy otran'reny we tena mipipy reny mitsy izy, fa ny plaisir-ny kou vao may mitombo!!!!
6. hoditrakondro ( 07/08/2004 16:42)
Lema koa mody fanina eo nefa feno anie tany Escatalens e! tsy oe ilay sipa no veta fa ialahy no mahay mampirevy azy sy tiany be koa.hihihihihi :evil:
7. lema ( 07/08/2004 17:49)
ka za tsy nanana sipa tany
8. pitchou ( 08/08/2004 12:21)
ts'hitako ze mahamenatra an'i lema @zany! :^)
fa raha fontaine izy d matsaka zany nareo kou!
9. lema ( 11/08/2004 14:13)
neny ah za anie tsy menatra ra tena nataoko e!
10. fijo ( 13/08/2004 04:52)
resaka efa navoakako io fa jereo any aloha.ny fanontaniana kely dia ry zalahy tia mino.. ireny ve tsy ho sahirana?sa avy dia misasa tarehy?ih,ih,ih
11. bogosy ( 13/08/2004 09:44)
za aloha mirevy an reny e! mba miala am mahazatra lesy e!
fa tandremo fotsiny fitahan sipa fa mety efa pipi ny an sasany de faly ery lisany
12. fijo ( 17/08/2004 22:35)
marina aloha fa tsara ilay izy,fa ny midina no tsy fanao e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6306