Karaman'ny Chefs de région hono hatao 20 millions

1. ari.malala ( 22/07/2004 12:24)
Asa indray izay tompon -kevitra t@ io fa ny Banque Mondiale aloha dia efa nanao démenti fa tsy ry zareo hono no tompon-kevitra. Raha izany no tanteraka dia hisy savoritaka tsy hay lazaina eto amintsika satria nahoana ny fonctionnaires nangataka karama ho 1 million tsy nekena nefa ny chef de région sady efa 20 millions ny karama mbola hahazo avantages hafa indray koa?!
novalian'i fijo ny 04/10/2004 22:13
2. ravatorano ( 22/07/2004 13:16)
lohateny vaventy eo amin ny gazety www.lexpressmada.com io androanay 22.07.04
Amiko dia resiredin ny mpanao fanjakana na ny mpanao gazety namoaka io vao2 io izany.
Iza no hanaiky an izany ? na ny vaoka aza v tsy hikorontana amin 'io>
INilaza ato James Bond tale ny B.M eto amintaika fa tsy avy any amin dry zareo izany vaovao izany ary koa tsy manaiky an izany io mpamatsy vola matanjaka io.
Inn kay no tsy mampivory ny solombavam bahoaka amin izao tsy resaka vola ? karama tsy mitovy sns !
ak aiaza kouh moa ny vola handoavana an izany nefa tsy dia ireo anie no tena hiasa mafy hanondrotra ity firenena ity fa ny be sy ny maro eh.Isika rhtr no miara mientan vao tafavoaka ity madagasikara malala antsika irery ty
3. ramoul ( 22/07/2004 13:40)
Ka ra mitombo ny karaman' ny chefs de région de tsy hanaiky ny mpiasam-panjakana fa tsy maintsy mitonbo ihany koa ny karaman-dry zareo.
Dia raha tsy manaiky ny BM dia hisy gréve ndray eto Mada ary tsy hijanona ra tsy miakatra ny karama. 8)
4. tsondjo ( 22/07/2004 16:38)
ka marina kosa izany kouu na ny an'ny solombavambahoaka aza efa tsy rariny ny karamany manoloana ny an'ny hafa 230 000fmg
Rariny ihany raha hikorontana ny vahoaka koa!
5. kitjo ( 23/07/2004 13:41)
Fa ohatrinona karaman solombavambahoaka?
6. ari.malala ( 26/07/2004 13:29)
Asa aloha ny karaman'ny solombavam bahoaka na ohatrinona fa raha ny avantages ndry zareo ireio anie ka tena aoka fotsiny ê! iantohana ny lasantsy, mbola mahazio indemnités koa rehefa mivory... ny trano, betsaka ê! nefa ny an'ny fonctionnaires izao dia raha tsy diso aho 50.000F ny indemnité de logement, aiza intsony no hisy hofan-trano 50.000F @ zao?!
7. titakely ( 27/07/2004 18:48)
raha mitombina io dia izany ny hoe c'est trop , o rey olona e mampalahelo ange ny mijery olona be maty sahirana tsy manana fanafody sy tsy ampy sakafo any ambanivohitra any e hatrami'nny oviana no hahantanty izao ny malagasy??,
8. rixes ( 10/08/2004 06:48)
asa na mbola mitombona ihany ilay hoe mino fotsiny ihany sa efa lasa hoe minono fotsiny ihany !
9. xxx ( 04/10/2004 02:04)
Izaho aloha dia hoatran\'i Thoma e,amin\'io lafiny iray io e: Tsy mino raha tsy efa mahita. Fa sambatra ianareo...
10. fijo ( 04/10/2004 22:13)
tsy rariny aloha ny zava misy any e.fa amiko dia aleo miandry aloha dia ho hita eo ny vokany vao mitsara.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2705