inona marina...........
1. lema
(
21/07/2004 11:37)
inona marina mou ny vokadratsin'ny fampirafesana?
ary inona ny vokatra tsara azo aminy?
ary inona ny vokatra tsara azo aminy?
novalian'i fijo ny 12/08/2004 20:36
2. hery
(
21/07/2004 11:53)
Vokany hitako eo amin'ny zanaka.
Tsy haiko na tsara na ratsy fa ianao no mitsara azy... eritrereto hoe mampirafy i mamanao na i papanao. Inona no vokatra tsara eo aminao na vokatra ratsy eo aminao?
Tsy haiko na tsara na ratsy fa ianao no mitsara azy... eritrereto hoe mampirafy i mamanao na i papanao. Inona no vokatra tsara eo aminao na vokatra ratsy eo aminao?
3. ari.malala
(
21/07/2004 12:45)
Ny fampirafesana amiko dia miteraka voka -dratsy foana. Ny aretim -po azon'ilay amprafesina, ny aretina mety ho azonao @ fandehandehanana atsy sy aroa, ny fahafaham - barakanao eo anivon'ny fiaraha monina dia mifampitohy @ io voalazan'ni Hery ambony io.
4. lema
(
21/07/2004 12:48)
aza variana mijery ny atsy sy aoa fa ny fifalian'ny sasany koa mba jereo.
7. ramoul
(
21/07/2004 17:44)
vokadratsy: misaraka rehefa tena tsy mahazaka ny lhl na ny vhv.
vokatra tsara: mety hanamafy ny fitiavany rlhl na rvhv rehefa itany fa miaraka amin' ny olona afa ny namany.
vokatra tsara: mety hanamafy ny fitiavany rlhl na rvhv rehefa itany fa miaraka amin' ny olona afa ny namany.
8. lema
(
21/07/2004 18:46)
ny lafi-tsarany:manome fahafaham-po hoan'ny rehetra, tsy mampijaly ny fitiavan'ny hafa,tsy mieritreritra interet individuel fa mijery ny interet collectif,aleo mba ny fifalian'ny maro no jerene fa tsy ny fahorian'ny olona iray.
fa ny fitiavana no lehibe indrindra
fa ny fitiavana no lehibe indrindra
11. pitchou
(
22/07/2004 00:36)
vokatra tsara ve le hoe voatery mandainga sy manafina @le iray fôna sa voka-dratsy?
zà alou d tsy hitako mintsy ze mahatsara an-zany e!mampiady lava zany ko!
zà alou d tsy hitako mintsy ze mahatsara an-zany e!mampiady lava zany ko!
12. pitchou
(
22/07/2004 04:05)
ka na tsy tratra aza ange enao d ho mahana foana sao tratra e! d tsy hilamin-tsaina koa izany
13. ari.malala
(
22/07/2004 05:32)
andray! ratsy be kosa izany! ilay hevitr'i lema aloha sy ramaso aloha tsy tiko ê! tena fitiavan -tena be izao!
14. jhouhlambout
(
22/07/2004 11:28)
Ny maha tsara azy dia ny fizarana ny fitiavana @ olona maromaro!
15. ari.malala
(
22/07/2004 12:27)
Dia tsy sainina akory izany izay marary fo fa dia ny hevitrao ihany hoe tsara io satria mahay mizara dia izay?
17. pitchou
(
22/07/2004 15:38)
d faly ve nareo raha mizara any @rehetyra koa ohatra ny vadinareo na ny sipanareo? satria matoa manao dia efa mivonona ny hanaovan'ny olona an'izany koa!
18. yonikafopl
(
22/07/2004 15:53)
di hono ho aho kalou e! ianareo lehilahy tia mampirafy ireo, dia tsy mba misy eritreritra kely manelingelina anareo akory ve e!!!!!!!!!!
19. kinaoly
(
22/07/2004 23:29)
ramaso> raha zany de hoe tsy ratsy ny mangalatra fa refa tratra de ratsy le izy 8O ,
ny fampirafesina tsy mariky ny générosité, na any @ sociétés polygames aza mbola misy lalàna be dia be mifehy ny fananana vady maro, azon'ny vhv toriana ilay lhl raha tsy mahavelona azy, hihihi (otran'ny tsy ratsy an)
tsara ny mizara fitiavana fa ny fitiavambady tokana

20. ramandinika
(
23/07/2004 07:39)
ry namana mpitety voninkazo e!!! mahatatesa fotsiny rehefa mitranga ny probl e! Satria tsy maintsy misy io, na interne fotsiny aza. Dia aza mimenomenona koa rehefa manao ny vhv e!!! Arroseur arrosé.