inona marina...........
21. pitchou
(
23/07/2004 08:24)
zay manko ramandinika!
sady loza raha mitango aretina any rehetra any izy d mamafy any @tsy manan-tsiny!
sady loza raha mitango aretina any rehetra any izy d mamafy any @tsy manan-tsiny!
22. poupounesana
(
23/07/2004 11:30)
izay mitsy ry pitchou, tsy avy aiza akory no niparitahan'ny sida haingana fa avy @io fampirafesana io ihany! raha @ko manokana alo d hitako we fitiavantena ranofotsiny ny fampirafesana, fitadiavana ny tombotsoan'ny tena fotsiny ihany! nefa d tsy ho mandrakizay akory le tombotsoa no azo fa d vetivety ihany ka tsy aleo v mba mionona @iray eh!fidio tsara fotsiny le tokana d zay
27. pitchou
(
23/07/2004 15:21)
ndraso azavaiko @lema: hiandry eo enao fa zahay 2 samy hanepoka qq part any! d votsii2 enao! fa mbola hoeritreretinay hoe ho lazainay v hoe taiza!!! d ahoan? hitady hafa ndray?
29. poupounesana
(
29/07/2004 16:59)
lema ah, rehefa manao combine d tsy azo tenenina mialoha fa tsy maintsy surprisy ka aza manantena mitsy hoe holazainay eto le izy! ko he zany izy hoe combine!d enao v mieritreritra we tsara b ho anao zany combine zany? :^) :-D :-D :-D
30. wawawa
(
29/07/2004 17:48)
Tsy hitako mht zay vokatra tsara azo avy @ fampirafesana! Amiko io an!
31. poupounesana
(
30/07/2004 11:04)
ny oll tsy mahatombina tsara no mampirafy eh, d ny oll misy tsy ampy kely, d ny oll mora leo !d ny vokatr'izany rehetra izany alou d ratsy eh!satria zvt négatif no niantombohany!sady le izy koa raha ohatra enao irery no concerné @le izy tsy misy hiraharaha an'zany fa le izy miconcerné oll hafa zay mety tena tia anao koa en plus'nizany! ka ny moralité d we mampijaly oll le mampirafy fa rehefa te hiova sipa na vady d aleo tonga d miteny we tsy tiako enao fa ndao hisaraka d rehefa tafasaraka d miaraha @le oll eritreretinao hahasambatra anao!d rehefa tsy mety d hoatran'le teo ndray atao!tsy mampirafy anie zany fa miala @ray d miditra @iray eh!
32. nikopol
(
30/07/2004 11:27)
Mahagaga marina ireny olona mampirafy ireny. Tena tsy mataho-tody mihintsy. :lol:
33. pitchou
(
31/07/2004 06:48)
avelao hanao fe rehefa ela nitoratorahana ve izy tsy hahavoa voamason'nagtra d eo vao hipenipenina nefa @zay efa diso tara loatra!
35. poupounesana
(
01/08/2004 13:52)
zany v ry lema?tandremo ary tsy matanty!ataovy mitsy ry pitchou ah! ataovy hitan'ny namany sy ny fianakaviany rehefa mampirafy njy!!!
:^) :-P :-D :-D
:^) :-P :-D :-D
36. lema
(
02/08/2004 08:47)
énao aza mampirisika an'i pitchou anao an'zany an.
neny a!aza mano an'zany fa misy devoly daholo reo namana reo :* (l)
neny a!aza mano an'zany fa misy devoly daholo reo namana reo :* (l)
37. pitchou
(
02/08/2004 17:32)
zà zao aty nefa efa miaraka @ i ... fantatrao ihany hoe iza e! angaha moa ratsy ndray le mampirafy? tô milay b kou!!! hitako nareo lelà tamana ery! :-D
40. fijo
(
12/08/2004 00:15)
marina fa misy tsy mety kely io fampirafesana io,saingy tsy dia hoe ratsy daholo akory ny vokany.
ny tsara azo aminy dia maro koa:
-misy fitiavana mitsimoka
-misy hafaliana zaraina
-toy ny mangalapihinana ihany io,tena heno ilay tsirony
-mahazo double"faly aty mibitaka tary"
-mandravina tokantrano koa satria any vao mety tsapa fa hafa ihany ilay ao an trano.
-ary faranako fotsiny hoe mba ilaina koa ny miova kely indraindray matetika e.
koa mahereza daholo ary mahaiza mihafina fa ny tsy tratra anie bogosy fa raha tratra voavofy e.
ny tsara azo aminy dia maro koa:
-misy fitiavana mitsimoka
-misy hafaliana zaraina
-toy ny mangalapihinana ihany io,tena heno ilay tsirony
-mahazo double"faly aty mibitaka tary"
-mandravina tokantrano koa satria any vao mety tsapa fa hafa ihany ilay ao an trano.
-ary faranako fotsiny hoe mba ilaina koa ny miova kely indraindray matetika e.
koa mahereza daholo ary mahaiza mihafina fa ny tsy tratra anie bogosy fa raha tratra voavofy e.