fitiavana be

1. lema ( 21/07/2004 19:22)
matetika dia mifanaratsy sy mifaneso ny vhv sy ny lhl ato @ forum fa androny kosa dé samy hiteny hiafanatsara tsika, ny lhl miteny ny zavatra tsara hitany ao @ vhv ary ny vhv kosa miteny ny zvt tsara hitany ao @ lhl
novalian'i fijo ny 12/08/2004 20:31
2. lema ( 21/07/2004 19:23)
tiko ny sipa gasy sady mahakarakara no mahalefitra @ adalana matetika.
3. yonikafopl ( 21/07/2004 20:15)
mahafinaritra satria misy ihany ireo lhl izay mahay manaja sy miresaka tsotra amin'ny vhv ato na dia vitsy ihany aza ny % ny.
4. ramoul ( 21/07/2004 20:28)
tiako ny vhv rehefa reraka avy miasa iny zah fa vô miditry ny trano zah de tonga de ataony massage zay vô mikaly.hummmmm :)
5. wawawa ( 21/07/2004 21:00)
Mahafinaritra ny lhl rehefa miharo ny vhv contre lhl hafa (ohatra hoe mi-insulter an-le vhv)
6. methode ( 22/07/2004 00:13)
Ny ahy tsy voatanisako eto dia aleo aho aloha mitazana fotsiny!! Hihihihi!! Ohatran'ny hoe tiako ho azy fotsiny izao mantsy!! Hihihihi
Na izany aza aleo mba ilazana iray hoe tiako ny vehivavy tsotra fiainana sy tsotra fiteny!! Mahay mihaingo nefa tsy manara-damaody!! Mahay mifidy ny manendrika ny tena fa tsy ny tian'ny tena fotsiny!!!
7. pitchou ( 22/07/2004 00:32)
mahafinaritra ahy ny lhl tia miomehy sy mitsiky!!! :)
8. ari.malala ( 22/07/2004 05:29)
Mahafinaritra ahy ny lehilahy tsotra, tsy manana préjugé :)
9. kally ( 22/07/2004 07:16)
Tiako ery ianareo lehilahy rehefa manaja anay ery,mody tsy sahy miteny ratsy eo imasonay na menatra be sady manao azafady raha sendra nahateny.Mahafinaritra ery ny lehilahy rehefa manjonitra sy miteny hoe malahelo ny sipako aho izany!
10. coleman ( 22/07/2004 08:23)
Fitiavana marina ihany no tena izy e!Raha te hateza ny fiarahana dia tsara ny mifanaja fa tsy mifanimba fiainana sy mandany fotoana
11. andraina ( 22/07/2004 09:56)
Fitiavana ve, ny zavatra kanto indrindra eo amin'ny fiainana izy io, nefa mety mahafaty raha tsy ny tsinotsinoavina na koa atao kilalao.
Rehefa mitia ianao dia tena hivelomy io fitiavana io fa ho hitanao ny soa azo avy aminy
12. jhouhlambout ( 22/07/2004 11:24)
Hatolotra ho an'ny vehivavy rehetra eran-tany (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) :wink:
13. nananie ( 22/07/2004 13:00)
Unnn Sôtsa e! :D !

Nenah ndray tiko ny lhl refa tena tia ary manaja, ohatr'ahy manaja azy. :wink:
14. tolotra ( 22/07/2004 13:29)
nenah tiko ny vhv tsotra sy velontsiky lalandava ,mafinaritra b ny vhv e!
15. lema ( 22/07/2004 13:32)
mahafinaritra ity dinika iray ity satria nipotra hoa azy ny zavatra andrasan'ny lhl @ vhv na ny vhv @ lhl,afahantsika mampitombo ilay fitiavana efa nisy hatramin'izay.
16. nananie ( 22/07/2004 13:34)
hay kay 'reto lhl ato @namana ato mba misy ôtr'izao ihany hihihi :-D
17. lema ( 22/07/2004 14:07)
mahafinaritra ny sipa manaja tena @ fomba fiteny ,fomba fiakanjo,sy ny fiainana eo @ fiaraha monina,falyfaly foana,
ho an'ny sipan'ny forum :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* (l) (l) (l) (l) efa nataoko betsaka reo dé aza iadivana an :!:
18. pitchou ( 22/07/2004 15:36)
hihihi! lema ko!
mahafinaritra be ny mahita lhl mahava-tena tsara indrindra fa tsy misy volona bodofotsy ny volony rehefa mivoaka ny trano!
d tiako be ko ny lhl tsy manenjika sipa eran'ny tanana fa mifantoka @ ilay iray miaraka aminy! tena mahasambatra be!
19. yonikafopl ( 22/07/2004 15:49)
mahafinaritra ny lhl rehefa mahay mamaly ilay fitia atolotra azy, ary mahay manenina @ zavatra tsy nety nataony.
20. rajohns ( 22/07/2004 16:57)
ny mahafinaritra ahy ny mahita sipa ilay rehefa mifanojo iny ny maso dia mitsiky de mitodika aingana de mangalam-pijery idray avy eo fa tonga aho dia babony mihintsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1857