fitiavana be
22. tequila
(
23/07/2004 09:49)
Mahafinaritra ahy ny lhl rehefa miezaka amin'ny galanterie ndraindray , na dia tsy isan'andro aza .
23. xxx
(
23/07/2004 11:25)
rehefa noproposer-n'zay oll zay aho hoe ampianarina moto d notsoriko t@ny fa tsy mba mahay mitaingina bisikileta akory aho d hampianariny hono sady le plus gentiment du monde!!! fa tsy nandatsa akory izy.zany zao d tena mahafaly b ahy ery!!!
24. hendry
(
23/07/2004 11:50)
Mba misy ihany ny lehilahy sincère, tsy mampirafy ary tena manaja vehivavy @ ity tany ity.
30. pitchou
(
23/07/2004 15:15)
tiko b mintsy ny lhl mety miaraka miantsena amiko! d mba mieritreritra koa hoe zao no atao laoka!
31. rivorijasoa
(
24/07/2004 04:20)
Fa rehefa mi-charme kely iny lé vehivavy, ampiany an-lé miangoty iny an! Tonga aho dia potika be mihitsy :} (l) (l)
33. yonikafopl
(
24/07/2004 16:03)
mahafinaritrsa ny mahita an'i mumu sy ramaso hatraiza hatraiza tsy mifankafoy., fa mifanjohy eny foana
36. ikaretsaka
(
25/07/2004 07:18)
somary tara aho... fa ahoana tokoa i mumusy ramaso reto? ,,, hmmmm za hanao vavolombelona raha tokoa ny tokoa an
37. yonikafopl
(
25/07/2004 22:34)
ikaretsaka vavolombelona avy @ mumu fa za avy @ zanjikely ramaso hi hi hi hi hi
hanatsika le fitiavana be ny namana eto rehefa kelikely :lol: :lol: :lol:
hanatsika le fitiavana be ny namana eto rehefa kelikely :lol: :lol: :lol:
38. fraulo
(
27/07/2004 08:58)
\'Zany ahay mba sioze mifandanja amin\'ilay resaka \"vengeance feminine\" atsy an\'efitra ilany atsy. Hay moa samy mahay mamboraka an\'ilay mahafatifaty ao ampo eto toy izao ihany ry kofy sy ry zavavy isany. ahahaha, tsara io, dia ho ela velona anie ny toy izao eeeeee :-*
39. sobika
(
28/07/2004 14:46)
de tohizo ry zareo an aza avily lalana le resaka fa zaymba haka lesona ato zany mba hanatsarana le fiarahanay koooo
fa tiako be ny lhl refa mahakarakara ny vhviny fa tsy mamela azy ho irery isanandro
fa tiako be ny lhl refa mahakarakara ny vhviny fa tsy mamela azy ho irery isanandro
40. jhouhlambout
(
28/07/2004 15:32)
:-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) :oops: :cry: