tsy misy miteny raha efa manambady

1. bichette ( 21/07/2004 14:47)
Mahagaga tokoa fa rehefa mijery ny mombamomba ny namana ato dia tsy misy milaza mihitsy hoe "izaho efa manambady, 3 ny zanako". sa ahoana hoy ianareo ?
novalian'i booboo ny 28/07/2004 13:45
2. tenio ( 21/07/2004 15:01)
hihihi
3. ille ( 21/07/2004 15:14)
Ngaha ato misy milaza ny marina izany eh !!
4. rajohns ( 21/07/2004 15:15)
Dia maninona anefa e! :) tsy ny vady amanjanaka anie no mifanala eto fa ny tsirairay sa misy zavatra afa heritreretinao dia tsy sahy ianao? :) ianao an! :D
5. kitjo ( 21/07/2004 16:56)
mety hoe tsy ampy angamba fa tsy hoe tsy milaza ny marina e!!!!1
mety hoe tsy misy ilaina ny hilazana anzany ve sa?? :?:

ny anah aloha ny ananako no lazaiko ao e :P
6. xxx ( 21/07/2004 17:27)
zà efa manambady! 1 ny zanako :lol:
oully
7. kitjo ( 21/07/2004 17:29)
oully> ato ve ny rainy? :-P
8. ramoul ( 21/07/2004 17:31)
bichette! efa msiy manambady ny sasany am' tsika ary misy miteny izany eto mintsy ary efa itako, fa zah efa niresaka amin :)
9. xxx ( 21/07/2004 18:07)
kitjo> efa tato fa niala
oully
10. tifa ( 21/07/2004 18:14)
ny antony tsy ilazany angamba saody sarimpiaro ny vadiny ka manjary mampiady na mba te hanana hafa vaovao izy re e.inona moa ny olana?
11. lanto ( 21/07/2004 18:22)
Mba tena eritreritra koa ity an !
Zah kalou toa toa tsy nahita fanontaniana hoe firy ny vadinao de firy kolera ny zanakao e ! tsisy manontany koa tao na frera ianao na masera ! asa ianareo ? Ny tsy milaza sy mandainga koa samihafa ! Fa ny namako manokana indray dia angamba tsy misy tsy mahalala ny ny momba ahy izay tsy voatery hatao gazety eto !
12. xxx ( 21/07/2004 19:06)
Za aloha efa niteraka fito ary misaotra an'Andriamanitra aho fa responsables daholo ireo reniny fito.
Tsisy fanontaniana an'izany tao amin'ilay mombamomba raha tsy izany novaliako hoe fito ny zanako.
Nikopol
13. ramoul ( 21/07/2004 20:39)
Ka noho izany dia aza menatra ianareo izay efa manambady mba lazao izahy izay mbola tsy manambady sô de mba milatsaka ao aminareo ny fangatahanay ka soa dia mandratra ny fonay. :lol:
14. pitchou ( 22/07/2004 00:23)
tifa> aiza moa no d hoe saro-piaro! raha tsy hoe manketo ankiafina angaha d mahana???
15. ari.malala ( 22/07/2004 05:41)
Misy frere ato ka, dia miteny mintsy izy. Fa ilay izy anie angamba raha ny fahazoako azy, rehefa miresaka ianao sy ny namanao vaovao vao mifampitantara izay momba anareo ianareo hoe efa manambady firy ny ankizy ê! dia eo indray no mipetraka ny safidy ho an'ny tsirairay na hiteny ny marina na tsy, za manokana aloha rehefa tsy anontaniana dia tsy miteny ê! :)
16. bichette ( 22/07/2004 06:32)

Misy maromaro ato efa manambady dia mody mitonona ho celibany sao tsy revin'ny sasany angamba ! hi hi hi hi marina fa hoe tsy manova na inona na inona izany amin'ny mahampinamana fa mba ilaina ihany ny fahafantarana izany sao misy olona manana olana ao antokatrano dia mba tonga dia mi s'adresser amin'ireo efa manambady .......

ay ve i oully efa mananjanaka e ! iza no anarany ?

ramoul > marina ny voalazanao.
17. kally ( 22/07/2004 07:11)
Ny ahy moa nataoko mazava kosa hoe tsy mitady vady aho na sipa e!ny tohiny indray rehefa mpinamana tsara miresaka.
18. bichette ( 22/07/2004 08:59)

oully > iza no anaran'ny rainjanaki-njy ? ary ny anaran'ny zanakinjy ? sa niteraka tsy nanambady ???? :roll:
19. tovo ( 22/07/2004 09:51)
azafady zay a vô tonga
za manambady
2 ny zanko
1 ny vadiko
mila namana aho ka ent ary ny resaka
20. nananie ( 22/07/2004 13:29)
lasa resaka vady sy zanaka 'ty klé.
Za aloha mbola tsy manambady e! Mbola tsy niteraka mazàva ho azy. :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1172