tsy misy miteny raha efa manambady

41. olly ( 28/07/2004 07:38)
bichette< iza aloha ,aminay sy oully, any amin\'iza aloha le fanontanianjy ry ambony iry e ! so d any njay le resaka ihihiihi

42. olly ( 28/07/2004 08:01)
tsy hoe mananihany amin\'ireo ps ireo indray an fa mba vazivazy iny ...
mi-réveler momba an\'oll b ty lhvt ity fa tsy maninn aleo hidirana ihany...
za mbola tsy manambady , tsy mbola niteraka, mbola mpianatra sy mbola mipetraka am\'rar ( aleo hilamina d hisesy ... :^) ) fa na fiarahana tsotra aza tsy mbola te-hifantoka am\'zani lotra am\'zao aloha (véccus perso vao haingana ) , ok fa lasa lavitra le resaka :wink:
43. bichette ( 28/07/2004 08:21)

olly > ho an\'i oully lé fanontaniana tery ambony e !
misaotra olly ny amin\'ny mombamomba nomenjy. henjy kosa njy zany koh ! doucement ihany sao araaotin\'ny sasany ! shut !
44. olly ( 28/07/2004 08:28)
shut ! :P
45. booboo ( 28/07/2004 13:45)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.164