tsy misy miteny raha efa manambady
21. pitchou
(
22/07/2004 15:31)
kay!kay!kay! ifanisa zanaka indray zany alou!
firy ny zanaky ramaso? ny ao an-trano, ny any ivelany?
firy ny zanaky ramaso? ny ao an-trano, ny any ivelany?
22. yonikafopl
(
22/07/2004 15:37)
le izy kosa ange azo tsy lazaina am-pahabe-maso eto fa kosa rehefa mba mpinamana kosa tsy tokony hifandainga e! ny ahy kalou tsy dia vady loatra no nidirako ho namana fa mitady namana tsotra e! nefa moa ve raha eto moa no hahitako ilay iray voafidin'ny foko?????? :wink: tsy hitako izay olana.
23. wawawa
(
22/07/2004 18:45)
Ny tanjon'ity site ity angamba tsy dia romance! Na zany na tsy zany tous les moyens sont bons ahitana an'ilay tokana!
25. bichette
(
23/07/2004 08:59)
misaotra anareo rehetra milaza ny situation hi hi hi !!!!! hi hi hi!
26. pitchou
(
23/07/2004 10:27)
fa tena misy importance tokoa ve klou ny fahafantarana hoe manambady sa tsy manambady le olona ato e? indrindra ho an'izay tsy nikasa ny hitady ato?
27. hendry
(
23/07/2004 11:58)
bichette> ohatran´ny hafahafa kosa anie ilay izy e! Misy mpikambana ato zay mifanoratra amiko dia gaga be aho nijery ny mombamomba azy t@ voalohany fa zao ny ao @ ilay hafatra hoe: "zaho aloha efa manambady a!...". Dia hoy aho mantsy azy hoe: nisy nanontany anao ngah? maninona no tsindriana be ilay hoe efa manambady?
Tsy tokony hisy dikany ny fahafantarana hoe manambady ilay olona na tsia raha tsy hoe manana tanjona hafa ndray ngah...
Tsy tokony hisy dikany ny fahafantarana hoe manambady ilay olona na tsia raha tsy hoe manana tanjona hafa ndray ngah...
28. bichette
(
23/07/2004 12:33)
Izao kosa klou e ! misy olona manadala fotsiny dia mananihany mody hoe celibany nefa efa mitokatrano dia hoe tara be amin'i ranona, kanjo i ranona celibany ary dia lasa tara aminy koa. Dia rehefa tena mi declarer i ranona fa tena tia sns ka hoe andao hifanena nony afaka volana maromaro izay vao mitsotra fa sangy daholo ireny dia marary fo i ranona avy eo. Misy kosa klou milalao fon'olona fotsiny ato e ! miala tsiny mialoha.
Arakaraky ny tsirairay aloha e ! amin'ny lafiny iray dia tsy ilaina ny fahafantarana raha efa manan-janaka na tsia.
Ho an'ireo izay miteny any @ mombamomba hoe efa manambady, mety tsy tiany sao dia adalain'ny sasany kosa izy koh !
29. kitjo
(
23/07/2004 12:43)
hendry> misy dikany ny fahafantarana ilay hoe efa manambady na manana sipa fa misy koa ange namana sasany ato d vao miresaka d mikoty e!
Fa zany hoe any @Ilay mombamomba aloha tsy voatery hosoratana kosa fa refa miresaka @ilay olona ka mba tena miresaka tokony tenenina ihany e.
Fa zany hoe any @Ilay mombamomba aloha tsy voatery hosoratana kosa fa refa miresaka @ilay olona ka mba tena miresaka tokony tenenina ihany e.
30. kitjo
(
23/07/2004 12:46)
za mahalala namana fidele b tato @forum d tsy maintsy niova ps satria le mananihany ato izy d kay misy tena mandray serieux d manoratra mi decl be any @hafatra nefa nddray ny vadiny mijery ordi d miady mivady mihitsy.
Tokony mba miteny ihany ilay namana @zay mpiresaka aminy na raha toa ka tsy miteny dia mba asiana fetrany ny sangisangy ato fa manahirana raha mijery madama na ramose!
Tokony mba miteny ihany ilay namana @zay mpiresaka aminy na raha toa ka tsy miteny dia mba asiana fetrany ny sangisangy ato fa manahirana raha mijery madama na ramose!
31. yonikafopl
(
23/07/2004 16:06)
ka zay e! asio fetrany ilay sangisangy.Raha toa ka efa manam-bady zany dia aza mikoty tsony raha tsy te hanana olana eo @ tokantrano sao hitan-drangahy na ramatoa e!
32. kitjo
(
23/07/2004 16:16)
clap clap
d refa mba efa miteny tsotra koa ilay olona hoe efa manana dia aza misiska sy mampiady olona fa misy manao anzany koa ato!
fa @maha samy namana anefa dia mba miresaka iany fa ilay misisika mieritreritra nddray hoe matoa mbola miresaka aminy dia tia azy koa,
nefa samy namana ve moa tsy hiresaka fa samy mahay maka ny toerany!

34. yonikafopl
(
24/07/2004 15:37)
hi hi hi hi hi hi hi hi hi kitjo ka sao de mbola misy place kely balitika ho azy ihany ao kou :lol: :lol:
vazivazy zany fa samia mifanaja de mahafinaritra ny fifandraisana e!
vazivazy zany fa samia mifanaja de mahafinaritra ny fifandraisana e!
36. hery
(
25/07/2004 07:50)
ok, zà tsy manambady an :) fa aza adalaina kalou... oups kay mou ny lehilahy no manadala ok ok ;-)
38. nikopol
(
25/07/2004 08:19)
Marina mihintsy ireo voalaza etsy ambony ireo, misy sipa efa manambady izao, dia mahita ny tary hoe romentika dia manadala fotsiny. Tsy kilalao nge ry sipa izany zany fitiavana izany e.
39. yonikafopl
(
25/07/2004 22:12)
ikaretsaka hi hi jhi hi hi hi
nikopol mahafinaritra ny bandy mahatsapa fa tsy kilalao ny fitiavana sady tsy manaiky hadalain'ny sipa hi hi hi oups ! hay moa ny bandy no mpanadala hoy hery teo :lol:
nikopol mahafinaritra ny bandy mahatsapa fa tsy kilalao ny fitiavana sady tsy manaiky hadalain'ny sipa hi hi hi oups ! hay moa ny bandy no mpanadala hoy hery teo :lol:
40. bichette
(
26/07/2004 06:24)
hendre tsara daholo amin'izay e ! ampitombona ny sangisangy fa asina fetranay sa ahoana ? sa lasa tsy matsiro indray ny mitafatafa ???? :P