La Maody

1. wawawa ( 07/07/2004 15:13)
Fa maninona wa bizarre ve foana ny akanjo any @ defile de mode reny e?
2. atmos ( 07/07/2004 16:41)
Tsy bizarre zany re reny fa ny akanjo akamaroan'ireny tsy ilay fanaovana andavan'andro, fa tenue de soirée... misy hafahafa alou ny sasany e na izany aza e
3. paola ( 07/07/2004 16:55)
tsy de we bizzare fa zay no design aminy.
tsy voatery ho tenue de soirée fona kou.
4. atmos ( 07/07/2004 17:02)
Raha tsy tenue de soirée de tenue de lit
5. wawawa ( 07/07/2004 18:00)
Je sais hoe tsy tenue de soiree foana fa na zany na tsizany bizarre.
6. yonikafopl ( 07/07/2004 19:13)
za koa mba nanontany tena toa an'i wawawa izany foana isaky ny mijery fashion tv, dia misy tena tsy mba azo hanaovana mihintsy ange e!na ny mijery azy aza manelingelina be, ohatran'ny akanjon'adala izany ny fijeriko azy indraindray hi hi hi hi lol
7. wawawa ( 07/07/2004 19:40)
Dia nefa ny mpanao commentaire hoe : Beautiful! Nefa tena akanjon'adala ndraindray!
8. atmos ( 07/07/2004 21:11)
Ka efa miteny za fa nareo tsy mino e
9. wawawa ( 07/07/2004 21:14)
10. fijo ( 07/07/2004 21:54)
ka picaso koa ngaha tsara be ny sangan'asany?ny olona milaza maharaka anie dia izay tsy mitovy amin'ny hafa ihany no tiany e.loza.
11. yonikafopl ( 07/07/2004 21:57)
ouffff loza marina
12. fijo ( 07/07/2004 22:42)
iza no olona tsotra andeha hiakanjo toa ireny fa tsss
13. atmos ( 08/07/2004 09:21)
Ka we tsy akanjo tsotra wa reny fa tenue special pour une evenement special, aza mino fôna e,
14. bichette ( 08/07/2004 09:28)
Matetika koa anie ireny dia anehoana fotsiny ny "saina creatif", n'ilay mamorona azy e !
dia hoe "tena manana saina creatif tsara koa si Pierre Cardin koh ! sady tsara ny creation-ny fa tsy kidaladala fa na dia hafahafa aza dia tsara mihitsy".
15. fijo ( 08/07/2004 22:43)
ka le izy anie ry bichette tena tsy milay akory ny mijery azy indraindray e,izay no olana.
16. wawawa ( 08/07/2004 22:51)
Sady ny mannequin be rirany be
17. wawawa ( 08/07/2004 23:33)
tena otran'ny akanjon'adala mht ndraindray e!
18. atmos ( 09/07/2004 00:15)
ny ahy kosa alou tiko ny sasany e, tsy ratsy daholo kosa e
19. pitchou ( 09/07/2004 19:00)
martina ny tenin'i bichette hoe hanehoana creativite matetika! matetika zavatra tsy ampoizina nefa misy firindrany! marina fa tsy azo hanaovana an-davanandro na soirée spéciale akory aza saingy ilay eritreritra tonga teo no jerena! tsy ny akanjo ihany io fa ny coiffure koa! misy ange tena toure de force e!
20. ikaretsaka ( 09/07/2004 19:52)
hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2914