fanaovana "lien"

1. bichette ( 07/07/2004 07:18)
salut daholo,

mba hono hoy aho, ahoana ry reto ny manao lien ?????

Misaotra mialoha
Bichette
novalian'i bichette ny 08/07/2004 15:40
2. fatsoraly ( 07/07/2004 07:31)

Nayaha---->chupkavo

kothaga---->Ahthikinchu

Adika----> apetaka

Copy----->Paste

Copier----> coller

Kopieren--->Einfügen
3. bichette ( 07/07/2004 13:59)

tsy mazava amiko !
4. ikaretsaka ( 08/07/2004 03:04)
vao mainka maty ny jiro
5. dotmg ( 08/07/2004 06:36)
Salut Bichette, lien inona no tianao hatao? Ato @ lohahevitra momba ny takelaka mantsy isika ka tsy azoko hoe inona no anontanianao?
6. ds ( 08/07/2004 11:44)
Ny fahazoako azy, dia te hampiditra rohy (lien) ao anatina hafatra i Bichette. Raha izany, araka io napetraky fatsoralahy io, dia toy izao : Adikao (copier) ilay rohy ohatra : "h t t p / /forum.serasera.org" saingy tsy asiana "'' sy elanelana, dia Apetaho (Coller). Miova ho "[jereo eto]" avy eo.
7. bichette ( 08/07/2004 15:40)
ok misaotra betsaka tompoko o !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.13