sipa manao piercing

1. wawawa ( 07/07/2004 18:38)
Inona ny hevitrareo bandy @ sipa manao piercing bedabe?
novalian'i vegas ny 10/07/2004 19:45
2. atmos ( 07/07/2004 21:07)
Za alou tsy tia e, atao in kou piercing be da be, raha mba kely sy discret le izy de tsy de koi
3. wawawa ( 07/07/2004 21:09)
fa maninona ko zao?
4. atmos ( 07/07/2004 21:54)
Ka sao de le piercing be reny e, hatrany @ tratra, kibo, fôtra, orona, vava, sns tsy voatanisa....zany ve de mba tsara
5. fijo ( 07/07/2004 23:40)
aleo i jhouhl no hilaza ny efa hitany tamin'io.ih,ih,ih, lazao letsy rajhoul an.dia avy dia lanceo koa ilay antsika e
6. wawawa ( 08/07/2004 02:17)
inona no azonareo iafiana kokoa: tatoo sa piercing?
7. ikaretsaka ( 08/07/2004 02:54)
miala an'ankatso dia ambohidempona
8. atmos ( 08/07/2004 09:24)
samy degat e rehefa tafahoatra izay roa e, na tatoo io na piercing io. Raha le kely sy sary ohatra petite rose ireny le tatoo tsy dia maninona loatra. Fa ilay feno ohatry ny akanjo mihitsy ny an'ny sasany....beurk
9. atmos ( 08/07/2004 09:26)
samy degat e rehefa tafahoatra izay roa e, na tatoo io na piercing io. Raha le kely sy sary ohatra petite rose ireny le tatoo tsy dia maninona loatra. Fa ilay feno ohatry ny akanjo mihitsy ny an'ny sasany....beurk
10. jhouhlambout ( 09/07/2004 09:17)
Piercing bedabe? Ra ohatra ka faux piercing dia mbola azo hiafiana ihany fa raha vrai dia mandreraka ny mieritreritra izany sipa feno lavaka izany...
11. addy ( 09/07/2004 21:46)
Resaka kolotsaina io. Ny mitsara be fahatany fa hoe 'Goka' hoy i Ramaso, tsy mety. Mangala akanjo fotsy de soratsoratsy @ marqueur dia avy eo fenogenoy paingotra sy kapisily. Aza manao fijery ohatran'izany fa tsy mety. Misy tsara misy ratsy. Fa ny milaza fotsiny fa hoe tena ratsy io lainga. Na ianao aza anie tara @ sipa manao piercing e! Sexy hoy ianao. Firy moa ny bandy raha tsy manao n'inon'inona ny sipa dia 'tambanivohitra hoy nareo' . Ary tsy misy mpikoty mihitsy. Nefa ny kofiboay raha vao asehon'ny sipa fotsiny ny fotrany tsara tarehy nisy piercing dia efa miraraka ny ivin'i ramaso. Alaivo ambony, alaivo ambany. Ratsy sady tsara io.
12. ikaretsaka ( 10/07/2004 04:44)
ialahy iznay.. za aloha miombona ! ramaso @ io sipa goka io e
13. pitchou ( 10/07/2004 04:49)
kay! d ahoana rehefa handro moa izany? tondratondrahana fotsiny? efa mahita ahonenazy eo @ lelany koa misy piercing! asa ze hitranga raha le sendra mifanoroka iny no voan'ny piercing tsy fidiny ko ny lelan'le bandy! hihihi!
14. monixstar ( 10/07/2004 12:50)
raha sipa "gôka" hoy ianareo dia mba fenoy ny banga e
15. mcfy ( 10/07/2004 14:50)
monixstar> k raha banga mahafaty akanga d ahoana? lol
16. vegas ( 10/07/2004 19:45)
amiko zany tsy olana fa mahagaga no maha olana be aminareo an' izany. tsy mba mafinaritra ny masonareo ve ny mahita piercing eo amin'ny teton? hummm
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1221