Ny fivarotan-tena sy ny ....?

1. bimps ( 08/07/2004 05:32)
Mitombo andro aman'alina mihintsy ny mpivarotena eto amintsika. Tsy @ alina irery intsony mantsy no misy azy ireny fa efa @ atoandro koa, sa efa mihahenjana ny fifaninanana?
Ny fahantrana ve sa ny fandrosoana sa izy roa mitambatra no tena mampirongatra azy io?
2. manirery ( 08/07/2004 12:49)
Raha ny hevitro manokana momba io resaka fivarotan-tena io dia noho ny fahantrana!!
3. kitjo ( 08/07/2004 12:54)
Mety tsy ho izy roa fts aza fa misy fanintelony koa hoe mety misy tia anao fts

Za nahalala ankizy niaranianatra tamiko teny @ INSCAE fa zanak'olona manana ny maha-izy azy nefa dia manao an'io @endriny mihaja2 kokoa fts...
Ary dia misy mpinamana ry zareo mifaninana miaraka @ zanaka-ministra sns nefa le bandy ratsyyyyyyyyy

Nefa tsy dia tena hoe vola koa fa dia "rendrarendra" amzao fts ngamba e...
4. atmos ( 08/07/2004 13:28)
Marina mihitsy io tenin'i kitjo io, ny sasany dia tena fitiavana fotsiny fa tsy hoe in na in. Ohatr'antsika tia miserasera eto io, de ohatr'izay koa ny fitiavan-dry zareo an'ilay izy. Le vola aloha tiana ihany fa na tena tiany de le manao fotsiny zao
5. ari.malala ( 08/07/2004 14:19)
Ny fahantrana aloha no tena manosika ny ankamaroany, fa ny rendrarendra no tena maro arak'io tenin'i kitjo io.
6. fijo ( 08/07/2004 22:42)
raha ilay fitiavana hanao fotsinykosa diamilay ka.sa????
7. wawawa ( 08/07/2004 23:12)
Arakaraka ny education azo koa io e!
8. wawawa ( 08/07/2004 23:34)
Fa ny inona antony na inona dia mampalahelo!
9. rivorijasoa ( 09/07/2004 04:22)
Marina daholo izany fa zà konkò mahita olona tena teren'ny zava-misy e! ohatra hoe dimy ny papouse, razoky lasa nidila de ilay vehivavy sisa no mampiasa côcô hampihinana ireo vokatrin'ny safidiny ireo . Dé tsy maintsy voatery é! Sa tsy izany ?
10. xxx ( 09/07/2004 07:01)
Za efa nanontany ankizy fantatro manao an'io zavatra io!!! ny azy d fitiavan-kaingo fotsiny satria hono ny ray amandreniny tsy hividy kiraro sy akanjo isan'andro ho azy na d manana ny ho entimanana amin'izany aza!! zanaka olona tsy sahirana io ann!! Fa ny azy kosa aloha mihaja fa tsy le mijorojoro ireny eh. Tao amin'ny greeen Antaninarenina no nahitako azy.
d hoy izy tamin'ny farany hoe::: ny hidihidy afaka, ny fahafinaretana azo, ny vola miditra..

mampalahelo ny zavamisy saingy indrisy!!!!
11. kitjo ( 09/07/2004 07:07)
Izay ilay oe "rendrarendra" e!

na mihaja na mijorojoro ary na inona antony na inona tsa mamely e!
Ireo tena tsy fidiny no mampalahelo.........
12. pitchou ( 09/07/2004 18:55)
ary .... ny mpivarotra v no tena tokony resahana sa tokony hasian-dresaka koa ny mpividy? satria resaka tolotra sy tinady io tsy afa-misaraka! inn no mahatonga ny mpividy hividy?
13. yonikafopl ( 09/07/2004 20:16)
mampalahelo mihintsy io toe-javatra io, nefa na aiza na aiza toa misy io fivarotan-tena io daholo.
Efa aretina tsy afaka @ sasany io ka na inona lazainao izy tsy maintsy mitady hanaovana na hovarotana na hampindramina.
14. ikaretsaka ( 10/07/2004 01:12)
izay.. tandra vadik'hoditra io sy ny fiaraha monina
15. fatsoraly ( 10/07/2004 05:50)
pitchou> fa angah dia tena najifa mihitsy izy tao?
16. xxx ( 10/07/2004 09:14)
Somary tara kely aho kanefa hamaly ihany. Asa raha nisy nahita ilay vavolombelona t@ TV+. Za tsy d'accord @ le hoe fahantrana. Mpanasa lamba manana zanaka hatrany @ 10 aza mahavelona ny papoose dia ny manana latsaka izay ve dia tsy hahavita. 4'mi aza mbola mahavelona ny zanany fa tsy milahatra eny nefa anie ireny raha mba manao meti² dia mandeha mankeny mety mba mahazo kil koa e! Hakamoana ny mahatonga an'io nefa ilay sipa te hanankarena tampoka. Dia araka ilay lazain'ilay sipa vavolombelona tao @ TV+ hoe io no vola haingana indd.
17. atmos ( 14/07/2004 15:49)
Inona koa moa no mampalahelo @ zany, izy aza mahazo vola be kou
18. ikaretsaka ( 15/07/2004 03:32)
U got a point there!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2615