lasa kely

1. fijo ( 09/07/2004 04:27)
salama aby e,
dia handao kely antsika namana eto izany i fijo,fa somary mba hamonjy ny any an tanana.mahereza aby e.
fijo
novalian'i fijo ny 16/11/2004 23:49
2. kitjo ( 09/07/2004 04:37)
eeeeee, d soavadia d mazto eee
tonjay voandalana zay

....rehefa miverina eto ihany e......
3. bichette ( 09/07/2004 09:14)
Dia soava dia Fijo a !
Mazotoa dia mahazaoa fahafinaretana dia tsara mandroso tsara miverina e !
Bichette

mampamangy any amin'ny namana rehetra any raha mifanena amindry zareo any ianao.
4. jhouhlambout ( 09/07/2004 09:25)
eny ary fa dia soava dia e!
5. rambofrau ( 09/07/2004 09:37)
Soava dia de mba itondray voanjobory rehefa miverina eh
6. mumu ( 09/07/2004 09:43)
fijo ho avy tsy ho elà any za de henje tsara an!!
7. tolotra ( 09/07/2004 10:30)
soava dia ra fijo ,de itondray izay masaka any rehefa miverina e!
8. imailaka ( 09/07/2004 13:55)
tongava malaky aty oz papa raindimby zay!!!!!!!

mampiasa imazinasiô ndray ramaso kle!!!!

sao de mifantasima?!!!!

:-))))))))))))))
9. hendry ( 09/07/2004 14:25)
veloma ary e!
10. voninkazokely ( 09/07/2004 17:04)
Bonne vacance é!
11. wawawa ( 09/07/2004 17:26)
Veloma ary ko!
12. pitchou ( 09/07/2004 17:34)
handihy ny totozy ato fa tsy ho eo i fijo hananatra! hihihi
13. yonikafopl ( 09/07/2004 18:00)
dia ho tsara mandroso ho tsara miverina fijo a!
fa angaha moa any @ tanana tsy misy ordi ry fijo??? sa ny fotoana no tsy ampy????
miandry ny fiverenanao ny namana e!
14. atmos ( 09/07/2004 22:10)
Fijo a, faly dôly zao ny sipa fa nihena iray ny sefo de bandy ato @ ity forum ty...

Mirary soa letsy a, mampamangy @ le joba e
15. hery ( 09/07/2004 23:57)
Tonga aho dia lasa i Fijo :)
Dia ho aiza sy ho aiza hono izany? Mba jerijereo ny akama eny Mahamasina sy ny eny Anosy e.
16. ramoul ( 10/07/2004 12:52)
soava dia fijo de aza adino ny mitondra voan-dalana raha misy vôniny ny lalana izay alehan- gah any à!
17. hendry ( 10/07/2004 14:38)
ary i hery zany lasa tsy nanao veloma :-)
18. hery ( 10/07/2004 23:29)
Zah tsy mahazo manao veloma rehefa miala kely fa manjary be mpanaraka :)
19. ikaretsaka ( 11/07/2004 03:40)
hum......
20. pitchou ( 11/07/2004 07:42)
afaka hoe efa lasa i hery vao nanao veloma ka! d tsy niteny hoe aiza!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.24