lasa kely
1. fijo
(
09/07/2004 04:27)
salama aby e,
dia handao kely antsika namana eto izany i fijo,fa somary mba hamonjy ny any an tanana.mahereza aby e.
fijo
dia handao kely antsika namana eto izany i fijo,fa somary mba hamonjy ny any an tanana.mahereza aby e.
fijo
novalian'i fijo ny 16/11/2004 23:49
3. bichette
(
09/07/2004 09:14)
Dia soava dia Fijo a !
Mazotoa dia mahazaoa fahafinaretana dia tsara mandroso tsara miverina e !
Bichette
mampamangy any amin'ny namana rehetra any raha mifanena amindry zareo any ianao.
Mazotoa dia mahazaoa fahafinaretana dia tsara mandroso tsara miverina e !
Bichette
mampamangy any amin'ny namana rehetra any raha mifanena amindry zareo any ianao.
8. imailaka
(
09/07/2004 13:55)
tongava malaky aty oz papa raindimby zay!!!!!!!
mampiasa imazinasiô ndray ramaso kle!!!!
sao de mifantasima?!!!!
:-))))))))))))))
mampiasa imazinasiô ndray ramaso kle!!!!
sao de mifantasima?!!!!
:-))))))))))))))
13. yonikafopl
(
09/07/2004 18:00)
dia ho tsara mandroso ho tsara miverina fijo a!
fa angaha moa any @ tanana tsy misy ordi ry fijo??? sa ny fotoana no tsy ampy????
miandry ny fiverenanao ny namana e!
fa angaha moa any @ tanana tsy misy ordi ry fijo??? sa ny fotoana no tsy ampy????
miandry ny fiverenanao ny namana e!
14. atmos
(
09/07/2004 22:10)
Fijo a, faly dôly zao ny sipa fa nihena iray ny sefo de bandy ato @ ity forum ty...
Mirary soa letsy a, mampamangy @ le joba e
Mirary soa letsy a, mampamangy @ le joba e
15. hery
(
09/07/2004 23:57)
Tonga aho dia lasa i Fijo :)
Dia ho aiza sy ho aiza hono izany? Mba jerijereo ny akama eny Mahamasina sy ny eny Anosy e.
Dia ho aiza sy ho aiza hono izany? Mba jerijereo ny akama eny Mahamasina sy ny eny Anosy e.
16. ramoul
(
10/07/2004 12:52)
soava dia fijo de aza adino ny mitondra voan-dalana raha misy vôniny ny lalana izay alehan- gah any à!
18. hery
(
10/07/2004 23:29)
Zah tsy mahazo manao veloma rehefa miala kely fa manjary be mpanaraka :)
20. pitchou
(
11/07/2004 07:42)
afaka hoe efa lasa i hery vao nanao veloma ka! d tsy niteny hoe aiza!