cricket

1. fatsoraly ( 03/07/2004 06:22)
Ary maninona raha asiana taranja cricket eto an-toerana?
Toa mba mahay mitoratoraka sy mindainday ihany mantsy ny tanorantsika!
novalian'i fatsoraly ny 05/08/2004 23:14
2. kitjo ( 03/07/2004 06:31)
ny valala aza mbola tsy lany tamingana ko!ihihihhi
3. fatsoraly ( 03/07/2004 06:37)
azo heverina ampidirina anaty fitsipika koa hoe sady mamono valala eny ambony kianja
4. kitjo ( 03/07/2004 06:39)
tadiaviny fatsoraly itonjana valala njay ny tanana fa misy sosy ho azy njay ngamba amzay le
5. fatsoraly ( 03/07/2004 06:42)
tsy n'importe quel valala ange fa:
"valala made in France e!"

oay azafady: "Fabriqué en France"
6. kitjo ( 03/07/2004 06:47)
njay aaaary
aza mitonotena k!

7. booboo ( 03/07/2004 06:57)
8. kitjo ( 03/07/2004 07:08)
sady voatonona koa ny hafa miray ....
9. booboo ( 03/07/2004 08:02)
dé inona ny but an'ilay jeu raha ampiana an'io règle vôvô io ?
10. fatsoraly ( 03/07/2004 14:08)
Izay voavely rehetra dia isaina avokoa na ny baolina na ny valala!
11. booboo ( 03/07/2004 18:51)
milay zany !
12. fatsoraly ( 03/07/2004 18:53)
ra tsy milay ve de aroso eto e! oadray! hahaha
13. booboo ( 03/07/2004 19:03)
sô n'importe quoi kou
14. fatsoraly ( 03/07/2004 19:04)
aaaiza!
15. kitjo ( 04/07/2004 08:22)
mba te hanala azy ny karana fa emboutaka be akia eny Ambatofotsy rehefa lahady an

amzay ny vola miditsa ny fahafinaretany azony
16. ikaretsaka ( 12/07/2004 12:35)
sady hain'ny gasy io kilalo mikapokapoka sy mandainday io an
17. fatsoraly ( 13/07/2004 04:30)
kalamina fts elah fa ataontsika io e.

Saingy mila misasa tsara ny mpilalao fa raha sendra misy tournament any Australia dia hanjana be ny fisavana ny ao anaty kiraro. Efa nahatratra ny mpilalao karana io ka tavela teo @ airport ry lerony. hahahah
18. ikaretsaka ( 14/07/2004 05:12)
ka tsy mikiraro raha tsy efa any ambony terrain ka
19. fatsoraly ( 15/07/2004 04:12)
eny ve vao mandefa "herbicide"? hahaha!

ko raha voaantso (convoques) @ zany ny Ray aman-dRenin'ny mpilalao :)
20. rindrarr ( 19/07/2004 06:25)
fatsoraly> alefaso wa le QRZ fa aza laozana misary adala eto.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.226