tomany
1. booboo
(
03/07/2004 07:25)
Bobaka ny oul no milaza fa mariky ny fahalemena ny tomany.
novalian'i ramaso ny 13/07/2004 14:52
4. kally
(
03/07/2004 09:24)
Ie!io tenenin'i Tequila io no izy.Misy karazany roa na telo ny mitomany : ny be koretaka,ny ranomaso tsy tana ary ny mpanetsin-keloka.
7. poupounesana
(
04/07/2004 06:29)
anjaran'ny tsirairay no mitsara ny tenany! ataoko kosa angamba fa efa nitomany daolo na lahy na vavy han!
8. zandryrija
(
04/07/2004 11:58)
Ny tomany raha vokatry ny hadisoako de tsy zakakako ny mahita azy
fa raha avy @ zavtra hafa de mbola mora amiko ihany ny mampangina azy
fa raha avy @ zavtra hafa de mbola mora amiko ihany ny mampangina azy
11. wawawa
(
05/07/2004 22:11)
Ny mitomany anie mitovy @ mampiseho emotions comme tezitra, faly.....mitomany
13. fijo
(
05/07/2004 22:25)
tsy tokony hanomezana tsiny ilay olona kosa anefa izany satria ny tsy 1 1 dia samy manana ny fihetsem pony.
14. ikaretsaka
(
06/07/2004 02:02)
izay.. rehefa mitobaka ny rano dia mihamaivana ny siny hozizy ilay olon aizay
15. ari.malala
(
06/07/2004 12:39)
Fa ahoana alo no ahasahian'i lema miteny fa ny sipa dia mpanentsi keloka ê!
