tomany

21. ikaretsaka ( 08/07/2004 03:40)
betsaka kosa aloha ny sipa mitomany dia mentsi keloka e.. fa ifankazarana io
22. booboo ( 08/07/2004 20:47)
amiko manokana dé fanehoana émotion iraika ny tomany ! Hihihi misy namako tiako beee zay dé t@ voalohany zà taitra beee fa na faly izy na tezitra dé mitomany fôôôôôôna ! indrindra mou rehefa malahelo !
fa manadio maso ny ranomaso na izany aza !
23. wawawa ( 08/07/2004 21:12)
Ndraindray kosa aloha tena hanafenana heloka ny tomany e! Satria tsy mety mantsy raha manitsaka ny efa mianjera antany dia raha mitomany ianao dia manana tendance hanambitamby anao ny anankiray fa tsy vao maika hamely anao
24. wawawa ( 08/07/2004 23:35)
Mpiady ahoana ary e?
25. rambofrau ( 09/07/2004 10:43)
Ilaina ny mitomany @ilana azy.
Lema!tena otran'ny anti femme mihintsy anie enao izany eh.
Lazaina ny vhv fa manentsikeloka refa mitomany,nareo lhl no teny tsy laitra
26. lema ( 12/07/2004 12:18)
tsy anti femme zany za fa milaza ny zava misy
27. mimich ( 12/07/2004 12:50)
io ry reto resaka toe-po ihany indraindray a!
za aloha rehefa misy zavatra tena mahafaly ahy dia latsa-dranomaso e! dia rehefa tena malahelo be, fa rehefa tezitra kosa dia ny vava no na tsy miteny mihitsy na mahavita 100 m
28. ari.malala ( 12/07/2004 13:13)
arakaraka kosa fa tsy voatery r'i lema â!
29. nyna ( 12/07/2004 15:20)
ny tomany dia fomba iray enti- maneho ny ao am-po! mety azo lazaina ho fahalemena ilay izy satria:
- manetsi keloka = olona tsy mahavita manaiky sy tsy mahatsapa ny fahadisoany= fahalemena
- émotion= tsy mahavita mi- controle ny fehetse-pony na tsara na ratsy io an= fahalemena
- Be koretaka= olona tsy afaka hanambara marina ny tena heviny= fahalemena
- arenti-po= fahalemen'ny saina diso toherin'ny fo
30. kinaoly ( 13/07/2004 00:46)
de refa tsy mitomany nefa le sipa de hoe insensible eee, vato fo ee... tsy hita any ze atao anareo bandy reto ka...
njainjay kou le izy mitady tambitamby eeee sa vee diso za???
31. lema ( 13/07/2004 14:49)
zé tinao atao e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1889