tomany

1. booboo ( 03/07/2004 07:25)
Bobaka ny oul no milaza fa mariky ny fahalemena ny tomany.
novalian'i ramaso ny 13/07/2004 14:52
2. lema ( 03/07/2004 07:38)
mnetsi-keloka ny olona mitomany ndrindra fa ny sipa.
3. tequila ( 03/07/2004 07:40)
sensibilité ve aloha fahalemena?

Fa arakaraky ny zavatra mampitomany aloha zany ka !
4. kally ( 03/07/2004 09:24)
Ie!io tenenin'i Tequila io no izy.Misy karazany roa na telo ny mitomany : ny be koretaka,ny ranomaso tsy tana ary ny mpanetsin-keloka.
5. lema ( 03/07/2004 09:42)
zay hono ry reto a!
6. voninkazokely ( 03/07/2004 09:53)
Manadio maso!
7. poupounesana ( 04/07/2004 06:29)
anjaran'ny tsirairay no mitsara ny tenany! ataoko kosa angamba fa efa nitomany daolo na lahy na vavy han!
8. zandryrija ( 04/07/2004 11:58)
Ny tomany raha vokatry ny hadisoako de tsy zakakako ny mahita azy
fa raha avy @ zavtra hafa de mbola mora amiko ihany ny mampangina azy
9. jhouhlambout ( 04/07/2004 13:00)
samia mandinika
10. hendry ( 05/07/2004 09:30)
tsy voatery ho mariky ny fahalemena zany.
11. wawawa ( 05/07/2004 22:11)
Ny mitomany anie mitovy @ mampiseho emotions comme tezitra, faly.....mitomany
12. fijo ( 05/07/2004 22:24)
ka efa tsy fahaizana mifehy ny tena izany.
13. fijo ( 05/07/2004 22:25)
tsy tokony hanomezana tsiny ilay olona kosa anefa izany satria ny tsy 1 1 dia samy manana ny fihetsem pony.
14. ikaretsaka ( 06/07/2004 02:02)
izay.. rehefa mitobaka ny rano dia mihamaivana ny siny hozizy ilay olon aizay
15. ari.malala ( 06/07/2004 12:39)
Fa ahoana alo no ahasahian'i lema miteny fa ny sipa dia mpanentsi keloka ê!
16. lema ( 06/07/2004 12:43)
ka efa fihetsika hita isan'andro zany kou
17. fijo ( 06/07/2004 21:32)
hamafisoko io ralema an.
18. lema ( 07/07/2004 13:54)
bien! fijo
19. wawawa ( 07/07/2004 14:24)
Misy tokoa aloha ny olona bekoretaka e!
20. fijo ( 07/07/2004 23:37)
ah,sipa koa io manamafy io an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0528