mitady voninkazo manja eh

1. anjelimbonikazo ( 03/07/2004 13:19)
za mitady vonikazo( sipa io ah) milay be sady hendry be, raha misy dia manorata eh,
répondu par fijo le 06/07/2004 21:52
2. cherie5 ( 03/07/2004 13:28)
za manja fa saingy fohikely miasa aminao ihany ve?
3. fatsoraly ( 03/07/2004 13:59)
Aza be famaritra fa tsy ho vatranao akory ny hisoroka ny bozaka aman'ahitra sy hanondraka azy isa-maraina.

cocotier tadiavina fa tsy voninkazo fa reny tsy mila karakaraina.

:)
4. booboo ( 03/07/2004 18:52)
kiiiiii :)
5. fatsoraly ( 03/07/2004 18:53)
booboo> fa misy inona?
6. booboo ( 03/07/2004 18:58)
lé oul kosa vonikazo no tiany dé cocotier no hatoron'ingahy azy ! terrible !
7. fatsoraly ( 03/07/2004 18:59)
neveriko fa zavamaniry kanou!
Ny cocotier mantsy tsy mila fikarakarana be toy ny voninkazo.

:)
8. kitjo ( 04/07/2004 07:30)
O ry voninkazo an, io hono ny anjelinao e....
9. anjelimbonikazo ( 04/07/2004 09:42)
aty majunga be loatra ny coco sady ngeza loatra ny 7mbenany fa ireny raozy tsy misy tsilo ireny izao no tadiaviko eh!
10. zandryrija ( 04/07/2004 12:22)
raha izany no tadiavina de ireny plastique ireny no tsara
11. zekl ( 04/07/2004 15:23)
ZA KOA RY RETO IZY AH!!!
12. myllanah ( 04/07/2004 15:44)
Ka misy an'ilay vonikazo plastique ve aloha any amin'ny zandryrija any hanalana azy aloha mandra paha eh
13. kitjo ( 04/07/2004 16:26)
myllanah> eny behoririka @ sinoa!

14. kitjo ( 04/07/2004 16:27)
myllanah ko anga sipa mitady sipa?
sa anatin' ny apokalipsy ko zany??

aleo manontanitany foana......
15. xxx ( 05/07/2004 04:46)
Samy vendrana hi hi hi
16. namanao ( 05/07/2004 09:56)
Efa nisy namaly ve ny antson'i Anjelimbonikazo
17. teboka ( 05/07/2004 12:41)
Mila sary vé; Ka raha vonikazo dia ary vé dia mety.Ny aty amin'nay masiaka bé daholo ny snake...
18. zandryrija ( 05/07/2004 14:56)
beauté plastique vé sa ara panahy
fa mety ahitako plastika enjana
be ianao ry myllanah a! @ ireo lafiny roa ireo
19. anjelimbonikazo ( 05/07/2004 15:05)
Misaotra anareo izay nanoratra taty amiko aloha dia merci koa ny amin'ny fanoroan-kevitra eto fa mahafinaritra eh betsaka ny azo raisina,nety ihany kay ity mitady olontiana eto ity eh, na izany aza dia mbola afaka manoratra aty izay te hanoratra eh, merci an! bisous ho an'ny vonikazo manitra rehetra dia, merci ho any kôfy rehetra eh
20. fijo ( 05/07/2004 22:57)
hay ao majunga.mandehana letsy ao ambovalana an.na ao manga.maro ao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2759