vavy#lahy

1. kitjo ( 02/07/2004 11:17)
Fa manin ny vhv ato toa manaratsy lhl aby ny ankamaroany d tamy koa ny ankilany aveo???

lasa zany foana no iafaran resaka

...nefa nge d mifampitady e...lolll

Misy vhv tena oh alerzika lhl manonboka resaka foana (za lou vhv an),hihiih
novalian'i mimich ny 05/08/2004 14:48
2. booboo ( 02/07/2004 11:27)
hihihihihi manala azy dôl zany kah ! zà manokana aloha manala azy fotsiny e !
3. fatsoraly ( 02/07/2004 11:29)
Nareo vhv kosa aloha tena vhv e! Tsy mba mijoro ho lhl.

hahaha!
4. kitjo ( 02/07/2004 11:33)
hahahahhaha
marina ny an fatsoraly!

booboo>le manala azy nge ts koi fa le mifanaratsy tena oh oe tsisy ilaina azy mitsy ny lhl na oe ny vhv mahakamo e
Nefa @ hvt ambadika d miova hevitra ndray aveo
5. booboo ( 02/07/2004 11:39)
voaray
6. rfm ( 02/07/2004 13:03)
tsy haiko alouh zay fahitanareo azy fa rah ny fomba fijeriko alouh de hafa.Manal'azy fotsiny 'zah alouh eh!!!!!
7. kitjo ( 02/07/2004 13:46)
he he
milay b booboo sy rfm fa samy manala azy
Le manala azy milay k!
8. hendry ( 02/07/2004 17:35)
mba ataovy lahy = vavy hono ry reto fa aza atao lahy # vavy a! Ohatran´ilay t@ mbola kely, x(vehivavy) = y (lehilahy).
9. kitjo ( 03/07/2004 05:01)
ny lahy aloha tsy ho = vavy kosa e
SAmy manana ny hanitra ho azy, kanefa tsy tokony hifanenjika be fahatany fa tokony complementaires ange ireo e.

Le vavy zany tokony manoro hevitra ny lahy mba hanana ny tsara d vice versa
SA oe tsy ho anazy fa ho an'olona d tsy mety???

10. fatsoraly ( 03/07/2004 05:59)
Lanitra manga tanora
Kintana somambisamby
Bandy sy sipa tanora
Tsy mila mifanambitamby

:)
11. kitjo ( 03/07/2004 06:03)
refa tsy miady tsy mifanambitamby ko!

ra i fatsoraly kosa aloha tsy mba hotambatambazina znay mitsy e,
Raha ianao d tsy koi iadiana,ihiih
12. fatsoraly ( 03/07/2004 06:27)
ka efa hoe tsy mila mifanambitamby fa aiza ary zany masonareo zany rey olona ah!
13. kitjo ( 03/07/2004 06:34)
eny e, manamafy aho ko
eto ihany ny masonay mahita na heverinareo fa badouraly aza k!
sayd efa miteny koa zao ny vava,
ooppss, soratra kay moa
14. fatsoraly ( 03/07/2004 06:38)
io variana "mitapy-tapy" kilavie io ihany de tsy mamaky izay voasoratra ka lasa hors sujet.

:))
15. kitjo ( 03/07/2004 06:40)
k sady miteny ny vava no mitapy ny tanana no mandinika ny saina no tezitra @ ndry ...raly ny fo
16. fatsoraly ( 03/07/2004 06:43)
fa tsy ny sainao ve no mitapy?

hahaha
17. kitjo ( 03/07/2004 06:55)
aza matahora!
18. booboo ( 03/07/2004 07:00)
19. fatsoraly ( 03/07/2004 18:26)
fa tena marina angaha izany ry booboo?
20. booboo ( 03/07/2004 18:46)
oe aôna ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.251