vavy#lahy

21. fatsoraly ( 03/07/2004 18:54)
oe misy mi-tapi-tapy....kilavie sy saina sns...?
:)
22. booboo ( 03/07/2004 18:57)
aaa kah ! tsy marina fa mi-tapitapy kalvie ihany no marina ! hihihihi
23. fatsoraly ( 03/07/2004 19:01)
hay ve e!
24. kitjo ( 04/07/2004 08:46)
afa-po ve fatsoraly e
misaotsa booboo an, ary booboo ary sao d efa tokony omena karama avocateko?ihiihhi

clap clap clap....iny e
25. kitjo ( 01/08/2004 13:13)
sao d tsy tokony atao mibahana be ny sujet toy ny hoe "vengeance feminine' sns???

manjary lasa manao fampisehoana hevitra @ mahalahy sy mahavavy fts d miady eo nefa mifampila ihany!
26. mimich ( 02/08/2004 08:10)
resaka tsy maintsy atao re ry kitjo a! izay ny eto, asakasak'izay handetika azy @ anaty loha
27. kitjo ( 02/08/2004 12:23)
eny ary e!
Amzay ko angamba zany samy mahalala ny hadisoany rehefa mifanaratsy ao amzay manova ny toetrany aby!
ENga anie!
28. mimich ( 05/08/2004 14:48)
zay mihitsy , fa na izany aza mila fetra ihany ka!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0996