eritreritra t

1. lanto ( 01/07/2004 18:09)
Raha mba ianao no alefa hipetraka any @na "île deserte" dia inona no zavatra iray (na roa e!) mba tena tianao ho entina miaraka aminao ?


(asa raha mazava le fanontaniana fa tsy noforiniko io fa henoko t@ tele)
novalian'i lanto ny 16/03/2005 20:20
2. lanto ( 01/07/2004 18:10)
eritreritra tena mandalo io t io fa lasa tsy fidiny de tapaka ! eritreritra tapa izany e !
3. mumu ( 01/07/2004 18:12)
lanto hafaka mitondra olona ve?
4. lanto ( 01/07/2004 18:14)
ze tinjy kah ! ohatra hoe olona manahona ? sa le anarany mitsy no homenjy ? hihihi
5. mumu ( 01/07/2004 18:19)
lanto humm
anjaso alou za eritseritsa fa misimisy iany izy ato knou!!
6. lanto ( 01/07/2004 18:20)
nanaikitra izany jono kou ! aleo kalou hamaly ramaso ! hihihi
7. mumu ( 01/07/2004 18:22)
lanto hihihih
nande tsara mintsy knou!!
iny tsonjo tsy mamely sady hitako mandende ary amin'ny resak'olon-dehibe nefa zaza tsy ampy taona..
oups ho lazainy fa be tatibolana eto njay za
8. lanto ( 01/07/2004 18:24)
hmmmmm !?
9. mumu ( 01/07/2004 18:26)
hihihihih
10. lanto ( 01/07/2004 18:53)
tsy ratsy !!
11. mumu ( 01/07/2004 19:25)
sambo taratasy ve?
12. booboo ( 01/07/2004 20:28)
mumu>hihihi
ny anà briquet sy couteau suisse !
13. ikaretsaka ( 01/07/2004 20:33)
sambo hazo ko
14. fijo ( 01/07/2004 22:10)
ny ahy antsy sy sira.ary afo.raha mihoatra ny elaela dia olona vavy iray.ih,ih,ih
15. mcfy ( 02/07/2004 00:42)
ny ah ordinatera ahafahako miforum aminareo d kapoty raha tsisy vevavy any. Mba tsy hitadiavana savony io an! hihi
16. teboka ( 02/07/2004 01:16)
mil
17. fanja1 ( 02/07/2004 06:06)
Lanto! ny ahy boky
18. fanja1 ( 02/07/2004 06:17)
Lanto! mijanona firy andro any aloha fa raha + de 1semaine mila entina ramose fa raha ts'izany tsy lasa! hihihihi
19. lanto ( 02/07/2004 07:05)
1 semaine njay ary kou ! de zay zavatra tena hoe ho amnky aminareo tenenina hoe !


ny ahy téléphone ! (mandeha @ rano:))) de antsoiko isan'andro nareo .
20. mumu ( 02/07/2004 07:11)
lanto hihihih

fijo atao inona sira klé? fr olona vavy 1 hummmm....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4841