eritreritra t
61. imailaka
(
09/07/2004 13:42)
Hampio ny taon elah ry ramaso an
de Hentiny elà fa i fijo Hajanony satria Hody any antanana de ny Han elà sy mumu ndray no mety Hanja, Hasina cam @ Hilazan i lanto kely azy......
fa rarana ny H'ady an z'hany

64. yonikafopl
(
09/07/2004 20:26)
mumu ka inn tantarainjy fa i fijo aza io handeha ho any an-tanana kou,
aza ataopnareo izany kosa i ramaso fa ny taonany no tsy ampy fa ny sainy maharaka tsara e!, izy koa manana maso glady be afaka hameno ny taona tsy ampy

65. hery
(
09/07/2004 23:52)
Manahoana daholo :)
Tany amin'ilay nosy desert aho... nahafinaritra... misaotra an'ireo nahatsiaro niantso tany amin'ny dezaka (i ... tsy mba niantso... kanefa i ... niantso imbedabe)
Ho anareo te ho any dia ny roa amin'ireto entina fa ilaina dia ilaina satria adinoko.
- Papiézénika (Na boky araky ny nolazain'i Fanja1... fa boky manifinify ny taratasy)
- Atin'akanjo (na pataloha) maromaro hifampisoloana sao dia tratran'ny manasa akanjo (sy tsy akanjo) isanandro
- Tavoahangy anakiroa (ny iray fampidirana, ny iray famaranana)
- Coupe hongles (ilay misy antsipika ireny)
- Raha hitondra vehivavy dia aza adino ny manao open ny billet retour fa mety hiverina ny ampitso ihany izy
- Raha hitondra vehivavy dia manaova repos 10jrs alohan'ny handeha.
- Telephone mba hahafahanao manara-maso ny zavamisy eto amin'ny serasera (ilazao ny permanence)
Dia mazotoa... nasiako soratra eo amin'ilay dabilio maitsomaitso ambanin'ilay coco hoe nandalo teto izahay.

66. yonikafopl
(
09/07/2004 23:59)
taiza kalou le dezera nandehanan'i hery e! de mba azo lazaina sy tantaraina ve hoe iza no nentinao tany?
dia inona t@ ireo no nentin'i hery mba misy halain-tahaka.
raha aty @ desert de sahara mantsy mba mety ho tonganay ihany.

67. pitchou
(
10/07/2004 05:27)
nenà alou toa solomaso contre soleil sy bodofots no ho entiko e! satria he izany izy nosykely! d mamirapiratra manimba maso ny ranomasina @ ataoandro! d ny hariva mety mangatsiaka be ny rivotra! d raha main'ny andro loatra d ataoko otran'ny chalet kely le bodofotsy!d rehefa maloto ny akanjo d ataoko sikina le bodofotsy rehefa sasany ny akanjo! nefa moa na tsy miakanjo aza angah misy mahita e! fa aza avela elabe loatra any aho an! zaho manko saro-tahotra be ko sao sanatria misy bibilava na fanday!
68. fatsoraly
(
10/07/2004 05:49)
hahaha! Fa ny mpanome tailana tsimaintsy misy foana an! Efa mba nahita ve ianareo na naheno hoe misy "ile deserte" izany?
Tasmania? Nosybe? Mauritius? Reunion? Cyprus? Malta?
Raha ny jeografia sy ny GIS mantsy dia efa anatinaty kaontinanta avokoa vao misy dezaka.
Ny nosy tsinona voadidina ranomasina noho izany be "humidity". Sa ny famaritana an'ilay hoe "desert" no hafa fa tsy arakakaraka ny famandoana?

69. lanto
(
10/07/2004 12:51)
samy manana ny desert-ny ry fatsora : ny desert eto dia tsisy oul zava-mananaina na zavatra hafa. ampindramiko ny diksionerako ve ? lollll
70. fatsoraly
(
10/07/2004 12:54)
sô de encyclopedia mihitsy aza no ilaina?Hahaha!
Raha tany misy hamandoana dia azo antoka fa misy zava-manan'aina.

71. lanto
(
10/07/2004 14:23)
iza milaza aminao fa tsy misy zava-mananaina mihitsy any @ dezera ?
ary i fatsoara tena oul..... tena oul e !

72. fatsoraly
(
10/07/2004 14:28)
lanto> toy izao ny voasoratrao etsy ambony fa tsy mamorona aho akory.
"ny desert eto dia tsisy oul zava-mananaina na zavatra hafa"
esy ee! Mahery ra-Lanto raha hamadika palitao

73. lanto
(
10/07/2004 15:09)
oay marina tokoa iny fatsora ! ary io fatsora io raha hitsindroka teny kely an ! n'aiza n'aiza alehany ! ahiko ho polisy mihitsy izy io !
74. lanto
(
10/07/2004 15:14)
aleo hanaovana sary fatsora : io zany misy nosy an ! de karao-bato manodidina eo, misy tora-pasika koa ka ! fa tsy misy olona any an ! de midebr fatsora @ izay hita eo hohanina sy hatoriana ! mety misy kakazo ihany any! saingy mety misy maingoka koa ! misy trondro mazava loatra (fa any anaty rano) , tsy oul any ho'a an ! efa nandalo teo ihany ry ikaretsaka sy ry mumu sy ry hery sns fa efa lasa : jereo any ny marika napetrany....tssss lasa RV-nay sy fatsora ato izany !
75. fatsoraly
(
10/07/2004 15:23)
hahahaha! za aza ve no jamba fa tsy hitako izany sary izany.
Aoka kely klou hijanona le RV fa ny dossiers eto am-pelatanana aza tsy araka intsony. Sady efa tapitra koa ange ny date limite fandefasana candidature e!
:)

80. mumu
(
12/07/2004 07:23)
hery zany ve?
nefa elà tsy hita connecté mintsy an!! ilay anakiray ngamba no nentin'ny hery!