eritreritra t
43. imailaka
(
07/07/2004 11:15)
mumu : diso tsipelina sao de tokony hitondra "lala sy noro " nareo sy fijo !!!!!
lol :-)
hoentin' io na entin'io no izy fa le hentin tsy izy
lol :-)
hoentin' io na entin'io no izy fa le hentin tsy izy
45. yonikafopl
(
07/07/2004 19:25)
dia raha tsara ny any ry mumu sy fijo dia mba ilazao izahay handehananay any koa rehefa mahita ilay olona iray entina miaraka any , mitondra rano fisotro fa tsy hisotro ranomasina akory
47. fijo
(
07/07/2004 21:52)
wawawa>aza be fanontaniana fa bedy an.sira satria be trondro any sa afo no ilaina?
48. yonikafopl
(
07/07/2004 21:59)
mihinana tsonjo manta toy ny any japon fijo a! aventure ange no atao e
49. mumu
(
07/07/2004 22:17)
yoni lazaiko njy raha milay any ka!! fa miaraka amin'ny fijo ve tsy hialy
50. fijo
(
07/07/2004 22:44)
eny wa ry mumu.aza lazaina ihany fa sao be mpitady indray aho ka.ih,ih,ih
51. mumu
(
08/07/2004 06:59)
fijo hihihih
ramaso mila autorisation parentale vao afaka makany fa tsy ampy taona de mi wawawa eo ndray!!
ramaso mila autorisation parentale vao afaka makany fa tsy ampy taona de mi wawawa eo ndray!!
52. imailaka
(
08/07/2004 07:16)
sokafana zany ny forum vaovao oe
satria be no hritreritra mandalo oe
"nanao aôna ny tantaran i mumu sy fijo tany @ ile deserte ===== dixit LAGON BLEU ve ? "
:-)
satria be no hritreritra mandalo oe
"nanao aôna ny tantaran i mumu sy fijo tany @ ile deserte ===== dixit LAGON BLEU ve ? "
:-)
54. kitjo
(
08/07/2004 12:57)
mumu> sekle d'etat ve?hhiih
mmhhh, tantine mumuuuuu....ihihhii
ramaso> amboary kely ny momban lah fa tsy aritr'i mumu mitsy io taonan lah io,hiihihihnefa elah zao mety afaka entiny koa!
mmhhh, tantine mumuuuuu....ihihhii
ramaso> amboary kely ny momban lah fa tsy aritr'i mumu mitsy io taonan lah io,hiihihihnefa elah zao mety afaka entiny koa!
55. mumu
(
08/07/2004 14:34)
kitjo njy ve no hitonjan'io?? mazotoa njy!!
hihih tsy sekle d'état fa sao de vôdaka eto klé!!
hihih tsy sekle d'état fa sao de vôdaka eto klé!!
56. fijo
(
08/07/2004 22:37)
raha hanoratra boky nareo dia tantaranay fa saingy ny % tsy azo hadino an.
58. kitjo
(
09/07/2004 04:47)
mumu> za efa mis entina koooo
manjary mitan-jiro any io may,hihiihi
ary ndana amzay fijo fa sao tsy lasa any antanana fa lasa any @ desert eo !!!!!!
manjary mitan-jiro any io may,hihiihi
ary ndana amzay fijo fa sao tsy lasa any antanana fa lasa any @ desert eo !!!!!!
59. lanto
(
09/07/2004 07:44)
mumu, fijo> tsy mila mitantara ianareo fa asiana camera ! sinéma direct hoy le hira iray izay ! mety hanja an ! (manja au futur)
60. mumu
(
09/07/2004 09:42)
lanto hitjo hihihihi
fijo za tsy miady zany an!
ramaso tsy mamanareo mibedy n blem fa elà tsy ampy taona mintsy!!
fijo za tsy miady zany an!
ramaso tsy mamanareo mibedy n blem fa elà tsy ampy taona mintsy!!