eritreritra t

81. imailaka ( 12/07/2004 07:30)
ka iny nge connecté kou ry mumu e :-))))
82. hery ( 12/07/2004 08:15)
integré :)
83. mumu ( 12/07/2004 12:07)
imailaka hery inona alou zany connecté intégré zany? ordi ve sa????
84. ikaretsaka ( 12/07/2004 12:35)
mody fanina ndray i mumu...
85. mumu ( 12/07/2004 17:18)
ikaretsaka tsy mody fanina fa tena fanina mintsy...
86. ikaretsaka ( 12/07/2004 20:36)
he he ...
87. imailaka ( 13/07/2004 05:48)
interne izy rehefa integré (.... efa mipetaka...)
externe izy rehefa tsy integré (...apetaka=otran ny accéssoire.....)

fa connecté fôna

:-P
88. kitjo ( 13/07/2004 06:53)
in aby ary zaaaaaaaany
harary an-doha amzany eo mbola hotanehan' ny masoandro any!
89. pitchou ( 13/07/2004 07:13)
tena aleo satroka no entina any ry kitjo e?
ao fa intégré ao anaty ordi ao ny definition ny desert (adj) ry fatsoraly sy lanto an!
90. mumu ( 13/07/2004 07:26)
imailaka ilay ordi ve?
91. imailaka ( 13/07/2004 08:37)
ilay fitaovana......
:-)
92. pitchou ( 13/07/2004 14:13)
gloup!!!!
93. ikaretsaka ( 14/07/2004 04:42)
zay nenareo
94. mumu ( 14/07/2004 08:31)
fa nisy inona?
95. mumu ( 14/07/2004 15:36)
ramaso fa nga misy resaka momba antsika zany?
96. pitchou ( 14/07/2004 16:00)
mumu sy ramaso angaha samy handeha hifampitondra any ko?
97. mumu ( 14/07/2004 16:16)
pitchou de tena tsy haiko fa na za ary mba gaga!!
98. wawawa ( 14/07/2004 17:18)
mmh
99. mumu ( 14/07/2004 20:29)
ramaso efa hoe za miaraka amin'ny fijo!!!
za tsy miaraka amin'ny zaza tsy ampy taona zany!!
100. ikaretsaka ( 15/07/2004 03:32)
ka ijo efa mahay fa olona tsy mahay kosa ry mumu ampianarina an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1498