eritreritra t
150. mumu
(
24/07/2004 07:04)
kinaoly hihihih simba io hira io raha atao aminay sy ramaso klé!!
eo nareo de manaraka ny rediredin'ny ramaso dôly!! tssssss
eo nareo de manaraka ny rediredin'ny ramaso dôly!! tssssss
153. yonikafopl
(
24/07/2004 15:44)
ramaso mbo henjy wa fa i mumu nge ka hitonja anao fona e! tsy hamela anao ho irery akory izy ;-)
154. kinaoly
(
25/07/2004 09:19)
mumu> ao fa tohizako de amzay tsy simba le hira "anaraka anao toy ny aloka ...man'alokaloka toy ny razana tsy hitahy" :-P
ramaso hihihi :twisted:
ramaso hihihi :twisted:
157. kinaoly
(
25/07/2004 18:22)
kitjo> hihihi ao aza fa atao film mampime njay zany eee :D ......sa histoire d'amour-n'i ramaso rery :-P
159. yonikafopl
(
25/07/2004 22:19)
oups !!!!! mitady haka ny toeran-dramaso njay kinaoly dia mody be resaka eo hi hi hi hi hi hi
160. fraulo
(
26/07/2004 08:13)
Sali daholo !
toa menaka sy lapoaly dia reveil angamba no tena tsara hoentina rehefa alalinina ity tantara knou.
Ilay menaka hanendasana bonbon coco vita @ ireo voanio sady hanendasana tsonjon-njanomasina voasaka dia avy eo matory satria voky dia maneno @ \'zay ilay réveil afaka ora vitsy dia taitra dia mifoha dia kay tao ampandriana eto @ ville fa nofy iny, dia misasa dia miakanjo dia mamonjy fiainana andavananjo injay ...
:°)