eritreritra t
161. kinaoly
(
26/07/2004 13:22)
yonika> mbo fotana kosa za raha haka ny toeran'i ramaso, ofa misy titilera io kanou..... :(
162. mcfy
(
27/07/2004 00:35)
ary tsy hevitra nandalo tsony izy ty fa tena nifikitra ary nifototra ao @ ramaso sy mumu marina :lol:
163. olly
(
27/07/2004 18:02)
:-D mahatsikaiky mihitsy le resaka ramaso-mumu hatrary ka hatraty ato e ! :lol:
164. methode
(
27/07/2004 23:25)
O ry zareo a!! Zah ohatran\'ny mahatsikaritra zavatra ko!! Hihihihihi!! Ohatran\'ny complice i ramaso sy yonikafopl ireto!!! Mumu zany maîtresse n-dramaso( mpampianatra io an) de avy eo ramaso sy yonikafopl manao pratique izay nianarana!! Hihihihi! Sa ahoana ny hevitrareo?
167. yonikafopl
(
28/07/2004 20:21)
methode tssssssss aza miteniteny fona eo ianao an!!!!!!! :cry:
mumu tsy mety ireo kajindry ireo akia a!!!!!!!!!
mumu+ramaso ihany no milay
sa ahoana ramaso hafa ihany mumu sy ny tatouage ny o! hi hi hi hi hi hi
za akia tsy hinjana an-dramasonjy mumu ka
mumu tsy mety ireo kajindry ireo akia a!!!!!!!!!
mumu+ramaso ihany no milay
sa ahoana ramaso hafa ihany mumu sy ny tatouage ny o! hi hi hi hi hi hi
za akia tsy hinjana an-dramasonjy mumu ka
169. mcfy
(
29/07/2004 00:42)
refa tsy mety ny + d atao x injay e! ny fahitako azy toa polygame ramaso k tiany hanana iray isa-maso :}
170. kitjo
(
29/07/2004 07:16)
hahahhahhah
McFy> araho zareo refa mankany @ le ile fa mety omeny an lah ny ilany,hihihhihihi
mumu> marary fo kely le calcul njy :-P
laingany moa zany fa ramaso sy mumu iany ooo
sa aona yoni?
McFy> araho zareo refa mankany @ le ile fa mety omeny an lah ny ilany,hihihhihihi
mumu> marary fo kely le calcul njy :-P
laingany moa zany fa ramaso sy mumu iany ooo
sa aona yoni?
171. lanto
(
29/07/2004 09:37)
aleo aza alefa tsiroaroa injay mankany e ! fa samy ato @ namana an ! (zay vady saro-piaro aza mamaky loll)
1-ramaso sy mumu (mazava loatra
2-kitjo sy i....(hazavao kitjo a!)
3-...
samia mitady ze mba tiny e !
1-ramaso sy mumu (mazava loatra
2-kitjo sy i....(hazavao kitjo a!)
3-...
samia mitady ze mba tiny e !
173. yonikafopl
(
29/07/2004 16:44)
kitjo misaotsa anjy iahany kalou e!!! ramaso sy mumu ihany no mahafinaritra ny mijery azy fa tena beau couple hi hi hi hi
tsy ratsy kosa le hevitr\'i lanto an! hi hi hi hi
Fa misy firy moa ry Lanto ny ps miatomboka @ i ato ???????????? hmmmmmmmmmmm
anjaran\'i kitjo zany no misafidy @ ireo rehatra ireo de mba lazao anay le voafidin\'ny fonjy kitjo a!!! :-P

174. lanto
(
29/07/2004 16:56)
/whois nikopol :D
nikopol> inn alou le asa hafahafa sy sport hafahafa ataonao ?
hmmmmm mety hahalina ihany ry zareo fa hahita zavatra hafahafa hihihi
nikopol> inn alou le asa hafahafa sy sport hafahafa ataonao ?
hmmmmm mety hahalina ihany ry zareo fa hahita zavatra hafahafa hihihi
177. lanto
(
31/07/2004 09:28)
nikopol angah tsy hanao mopera njay ? sa hiala refa mahita anà ? lollll Ary njaso njay jereko le atsy @ hoe "tsy miteny rehefa manambady" :)
178. lanto
(
31/07/2004 09:31)
"Za aloha efa niteraka fito ary misaotra an'Andriamanitra aho fa responsables daholo ireo reniny fito.
Tsisy fanontaniana an'izany tao amin'ilay mombamomba raha tsy izany novaliako hoe fito ny zanako.
Nikopol "
inona ihany ary no tena izy ?
Hmmmm ! tandremo ary sao ny kilotin-jaza no lasa mosoara hihihihi

179. lanto
(
31/07/2004 09:52)
yonika > ny miatomboka @ y... no hitako fa tokana. aey nareo sy kinaoly aza manakorontana an'i ramaso sy mumu an ! aleo koa nareo hamboarina kah !
kinaoly+yonika= (l)
ary hitany fa tsara izany calcul izany !!!!
kinaoly+yonika= (l)
ary hitany fa tsara izany calcul izany !!!!
180. nikopol
(
31/07/2004 15:09)
Lanto !
efa manomboka mifankalala izaho sy ianao izany. Mety ho tsara zany été zany....
:lol:
efa manomboka mifankalala izaho sy ianao izany. Mety ho tsara zany été zany....
:lol: