eritreritra t

221. ftma ( 10/08/2004 23:25)
yonika njy ty an, faly manao calcul fontsiny.
nikopol tsy mbola afaka manao cinema zany izahay sy methode, mbola tsy mifakaka zahay e.
lanto tsy manao affaire zany aho, fa mitady affaire.
cutie, hetiko njy raha manaiky methode, za aza mbola tsy nekeny hoe hanampy azy ko, raha entina any daholo koa ny namantsika lasa tsy îles desserte intsony fa lasa ville.
222. yonikafopl ( 11/08/2004 16:34)
ftma hi hi hi hi hi
methode mitonja vitaminn sao reraka any fa roa be zao ve no entinjy kleeeee
223. ftma ( 11/08/2004 22:08)
yonika, methode tsy mila vitamine zany ko, zahay ga handreraka azy, izahay aza no mety ho rerako ko!!!
methode iza no mora mahazo?
224. lanto ( 11/08/2004 23:50)
aza mifanesika fa aleo hilamina tsara ! de mba tsiroaroa moa fa hifanitsa-kitro any ve e ? manjary mifanakotaba :)
225. ftma ( 12/08/2004 09:40)
lanto: manjary tsy manana ny sasany raha atao tsiroaroa, i nikopol sy ralay zao te hiaraka amindry dia iza no entindry? tsy aleo ve tsitelotelo de entindry izy roa?
tokony hidady îles desetre lehibe angamba raha izao no mitohy :roll:
226. lanto ( 12/08/2004 09:57)
ka.....zareo nge tsisy hita ry ftma e ! aleo zah hanao agence de voyage, mety hisy kil bb. Na raha mandeha zah de telefon sy ondana (hofikirina) no entiko.
227. ftma ( 12/08/2004 10:09)
lanto: za ary mba gaga fa lasa aiza ry zareo?
ralay aloha mety mbola vizana t@vacances fa nikopol gamba lasa nitady...
hiasa ao @ agence de voyage njy za lanto fa ny contrat anay sy methode tsy mety vita.
228. yonikafopl ( 12/08/2004 14:09)
lanto lol hi hi hi hi hi hi ondana ve ry lanto????
nikopol mbola sahirana @ zanany firy mou ry lanto????
ralay njay mbola variana
lanto a!!!! aleo kinaoly no miaraka aminjy e!!! de mba tsiroaroa amzay sa ahoana?? :idea:
229. kinaoly ( 12/08/2004 18:24)
humm, :( misy manao pasipasy ve za nama, fa iza sy iza ihany le hiaraka de inn le zavatsa entina ? :?:
230. ftma ( 13/08/2004 08:31)
lanto tena tsy voalamiko mihitsy ny an-dry ko, niampy an'i kinaoly idray!!!!
ary yonika mba hitondra an'iza e? faly mampiditra eo fontsiny.
231. nikopol ( 13/08/2004 11:18)
Ny possibilité azo eritreretina koa dia mandeha any za miaraka amin'ny sipa iray ny herinandro voalohany, dia misolosolo isan-kerinadro ny sipa. Amin'izay mba misy ho an'ny rehetra. Soa dia tsy arako indray aloa izay fa mbola hanao préparation fisika sy môraly kely aho.
Asa aloa Lanto raha ekenao zay sosokevitra iray izay. :lol:
232. lanto ( 13/08/2004 11:38)
ftma> misaotra nandamina na dia izany aza
nikopol> fa firy ny ao anaty lisitra alou ? toa tsy ho ekena ka! :/
233. nikopol ( 13/08/2004 11:50)
Lanto, aiza kousa! tena exclusivité mihintsy ange lay une semaine e! vonoina daholo ny finday. Sady ny antsika tsy atao hitan-dry Methode sy ny namany. Sady za efa nahita "ile" tena dezaka be mihintsy. Fa raha tiandry aloha dia mitondra ihany namana vehivavy e, za tsy de sarotiny, i Yonika misy milaza fa mahafinaritra :lol:

Ftma lazaindry nitady inona indray za....matiko ndry an!


:lol:

"Tsara ny roa noho n'ny iray. Tsara ny telo noho n'ny roa : mifankatiava ihany raha mbola velon'aina".
234. lanto ( 13/08/2004 13:55)
nikopol> mila miresaka aminao aho ao @ biraoko

:-D

i hery njay io nampiana-dratsy io an !
235. nikopol ( 13/08/2004 13:58)
Madama (lanto), mila maka rendez-vous amin'ny sekretera ve anaolahy? :lol:
236. lanto ( 13/08/2004 14:03)
hihihi any @ sekretera njay angah ??? hmmmm !
237. cutie ( 13/08/2004 20:29)
hummmm.
Tsy arako le ftma, methode teo
ny ahy njuay ny entiko any de cd player mandeha @ pile hihi, sy boky.
Tsy manja raha tsy misy mozika e.
Za tsy hitondra oul any fa manelingelina .lollllllllllllllll
238. yonikafopl ( 14/08/2004 09:04)
ftma za efa manana special tsisy mpahalala fa rehefa any hitanareo e! hi hi hi :roll:
Nikopol sotra betsaka fa za tsy hanelingelina anareo ka :-P
cutie hi hi hi hi
239. nikopol ( 16/08/2004 09:40)
Yonika, tsy manelingelina mintsy enao ka, sady refa reradreraka i Lanto na marary dia ho hita eo ny atao e!, izy efa nasaiko nihina nivaquine manko fa tsy mety. :lol:
Cutie sy Ftma tongava ihany ianareo fa da fety be isan-kariva mandraparain'ny anjo. :lol:
240. lanto ( 16/08/2004 11:46)
izany no atao hoe be famaritra ohatry ny rambon'osy !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.274