eritreritra t
242. yonikafopl
(
16/08/2004 14:48)
lanto hihihihihihi inn faritan'ilay ranbon'osy???
ary rahoviana ihany wa no hanainga e!!!
ary rahoviana ihany wa no hanainga e!!!
243. lanto
(
16/08/2004 18:32)
yonika> ny rambon'osy mamaritra ny lanitra hoe eto ka hatreto anazy !
Dia izay izany fa tsy mandray oul tsouny ilay nosy fa efa oqp, moa ny avion hitatitra tsisy , ka dia andao hiparitaka am'zay daholo e!!!
Isaorana ireo "nanonofy tsy nahihitra" rehetra ! :-D
Dia izay izany fa tsy mandray oul tsouny ilay nosy fa efa oqp, moa ny avion hitatitra tsisy , ka dia andao hiparitaka am'zay daholo e!!!
Isaorana ireo "nanonofy tsy nahihitra" rehetra ! :-D
244. fifi
(
16/08/2004 20:32)
ary ny resakareo toa tsy mety tapitra
mahita hevitra daholy ! 8) sady original an hihihi :lol:
mahita hevitra daholy ! 8) sady original an hihihi :lol:
245. methode
(
16/08/2004 22:55)
Ka izaho eto vao saika hanontany an'i lanto hoe fa inona marina moa no atao any fa toa betsaka no mamandrika toerana!!! Za vao nanandrana ilay ondana de tsy arako intsony!! Hihihi
246. lanto
(
17/08/2004 07:24)
sokafana njay hono ilay "nosy malala" fa nisy nitaraina hoe efa nahzo billet sy nahita izay ho entina e ! hihi tairina kely de mikorapaka :-D
247. lanto
(
17/08/2004 07:25)
ngah methode koa hitondra ondana ? nenà nge lambahoany njay no ho entiko e!
248. nikopol
(
17/08/2004 12:18)
Ny ahy ny conges sabatiques efa voapetraka ka aleo ihany mandeha klé!
251. ftma
(
17/08/2004 21:28)
yonika izaho hande rampintso, za aloha handeha alohanareo rehetra e, efa hitako ny ilay nosy kely deserte fa raha tsara ilay toerana dia omeko anareo ny adresse, saingy boky ihany no azo entina any.
yonika mba lazao anay ny ho entindry fa aza mano calcul fontsiny eo.
cutie tara fona tsssss hainga njy fa andrasako.
yonika mba lazao anay ny ho entindry fa aza mano calcul fontsiny eo.
cutie tara fona tsssss hainga njy fa andrasako.
252. methode
(
17/08/2004 22:34)
lanto> Mba teneno kely imija raha hitanao any hoe salama tsara ve hono Tiana hoe? De azo entina any amin'ny desert sa tsy azo!!! Mety ilaina ihany ny fahatongavan'imija any ko!! Saika hadinoko!! Hihihi!
253. lanto
(
18/08/2004 07:10)
methode> misaotra mahatsiaro hono e ! ry zareo tsy mahazo misaraka raha ho entinao daholo, saingy havesatra be ny bagazinao am'izay an ! :)
255. yonikafopl
(
18/08/2004 08:18)
ftmz hay ve!!! de aza adino zany ny hafatra rehefa tonga any njy a! hihihihi
rehefa any aky njy ftma mahita izay ho entiko a!!!!! mba surprise kosany e!! :lol:
rehefa any aky njy ftma mahita izay ho entiko a!!!!! mba surprise kosany e!! :lol:
257. methode
(
18/08/2004 23:55)
lanto> Andraso kely haverina indray aloha ny kajy hoe ho hita izay mamokatra de izay mamokatra no entina!
Iza no anombohana azy? Ndao atomboka amin'i lanto aloha!!
lanto+methode= 0
mumu+methode= 0
cutie+methode= 0
ftma+methode= 0
yonikafopl+methode= 0
pitchou+methode= 0
kitjo+methode= 0
Tena zero daholo ve rangah no avoakan'ny ordianateur ko ato ko!! Tsy ato ngamba ny solution raha izany!!! Sa mbola misy vevavy miafina any?
Imija + methode= Tiana
Tiana= 1 et 1>0
Rehefa natao ny fandinihana dia Imija sy Tiana izany no entina any!!! De miaraka amin'ny yaourt iray boaty hatao fermant fa mety mandeha ny yaourt any!! Efa bebe ihany ny ronono voahangona aty ho an'i Tiana!!!
Raha tsy ampy indray ny ronono hanaovana yaourt de ampiana ny rononon'imija!!! Hihihihihihi
Fa le sasany koa aloha afaka mandeha ihany e haka sary atao sôvenira!!!

260. nikopol
(
19/08/2004 16:12)
Fijo lazaiko mumu raha hitako. :lol:
Ftma ento daholo ny resety godrogodro fa ny gidragidra aza entina.
yonika ento ny saplé anjy!hihihi
Methode aza adino ny masine kalkulé fa mety hisy hilaina an'io any.
Lanto mbola omby ve raha atao any amin'ny bagazin-dry ny paket na besson ko! :lol: